Mitepo ny foko, mila olon-tiana
1. xxx
(
05/07/2004 12:40)
Dia ahoana izany, tonga dia lettre de motivation, C.V présentable dia fatokisana dia ny fitiavana manaraka fotsiny éh...
novalian'i fijo ny 11/01/2005 23:32
2. zandryrija
(
05/07/2004 15:03)
ary raha tonga @ izao fotsiny de atao milay be hatra@ atin'akanjo
tsy mety vé?
tsy mety vé?
5. tolotra
(
06/07/2004 13:20)
taminy ady lehibe talo angeh no nisy xxx tsy fantatra anarana e! miseho hoa fa aza manao ninja anarana eo! i ra xx tady anao film manjavona fotsiny
7. myllanah
(
06/07/2004 15:46)
Ny fitiavana dia Sentiment, ka n'inon'inona communication ahafahana mampita izany dia mety eh, na taratasy, na mailaka, na pi-maso, na antso an-tariby
8. myllanah
(
06/07/2004 15:49)
raha CV ohatrin'ny mitady asa dia lasa resaka Matérialiste, fa mba tokony CV amin'ny endrika hafa kosa
9. yonikafopl
(
06/07/2004 20:44)
ka i xxxxx vavy sa lahy aloha e! sao hifandiso ny fandehanjavatra mantsy fa aleo aloha confirmer vao mandefa ilay cv raha toa ka....
11. wawawa
(
06/07/2004 22:30)
lahy angamba i x ko, sa vavy??????De toute maniere, na lahy izy na vavy misy mpitia foana.
12. xxx
(
08/07/2004 18:11)
ka ny mahavoa an-ndry zalahy koa manome hevitra fotsiny dia avy eo tsy misy hita
14. xxx
(
10/07/2004 10:08)
ny fo ranga tsi maintsy mitepo foana fa raha tsizany dia maty ialahy fa avelao hitepo lalandava ny fo eeee!
18. tolotra
(
11/08/2004 09:16)
eto hoa misy olona mifezaka miseo nefa angeh namana daholo no eto e! inona izao no efenana any anaty x any,sah matahotra ny hoainina ny bandy akama! sy ny sipa akama!