Mitepo ny foko, mila olon-tiana

41. chipie1 ( 28/12/2004 13:01)
mitempo manao oe, mumu mumu mumu ve :-D :-D
42. mumu ( 28/12/2004 16:13)
chipie1 azafadyyy!!!!
43. mihanta ( 28/12/2004 16:16)
chipie hihihi voan\'ny socobizz eo njy an!
mumu ahoana njay zany fitempo hafahafa zany :D
44. mumu ( 28/12/2004 16:20)
mihanta ôtr\'zao ve (l) ?? satria za avy niazakazaka!!
:D
45. mihanta ( 28/12/2004 16:25)
kay tsy ratsy njay zany mumu,maika hamonjy aniza tao njy io
46. chipie1 ( 28/12/2004 16:36)
maika fona io ka :-D
47. mumu ( 29/12/2004 07:59)
nanenjika métro!!
48. fijo ( 29/12/2004 22:35)
ndry sempotra ve ndry izany?ao homeko haina.
49. yonikafopl ( 30/12/2004 09:59)
fijo hihihih inn kou zany haina???? :-P
50. sechat ( 30/12/2004 10:54)
haina..o? :-D :-D :-D
51. fijo ( 30/12/2004 20:01)
aina letsy fa diso tsipelina an.sempotra sy maika be aho hanome azy dia niova le fiteniko
52. mumu ( 01/01/2005 21:21)
nareo kosa e!!! aza adalainareo io fijo kou io an
53. mihanta ( 02/01/2005 16:31)
manana aina bdb nga fijo?olon tiana ane no tadiavina é :wink:
54. pseudo ( 02/01/2005 18:00)
ka manan\'aina enti-mitia izy ry mihanta a! :P
55. fijo ( 06/01/2005 21:14)
izay no izy ry mihanta an.io voalazan\'i pseudo io
56. yonikafopl ( 07/01/2005 19:24)
hafa njay zany fomba entin\'i fijo mitia zany :roll:
57. tenio ( 08/01/2005 11:12)
efa nahita ve?
58. fijo ( 11/01/2005 23:32)
ka izay le mampiavaka an\'i fijo ry yonika an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2679