Mitepo ny foko, mila olon-tiana
23. fijo
(
17/08/2004 19:04)
izay no mahavoa ireo mahay math ireo anie e.ih,ih,ih hatarny ampandriana avy ka mbola manofy X,dia mitsongolingolika ao mitady ny valiny.
24. latifa
(
18/08/2004 08:53)
tsy normal izany fo mitepo izany nefa mitady olo-tiana. nisy olon niteny tamiko mantsy hoe in-1 mandeha ihany ny olona no midoboal ny fony @ olotiany fa tsy hoe isaky ny misy sipa manja dia pitepo ny fonao. raha izany no fandehany dia besion sexuel no ilainao fa tsy fitiavana
25. fijo
(
18/08/2004 20:19)
aza manao izany kosa fa ny fitiavana anie toy ny ketsa hono ka azo hafindra e.
27. fijo
(
19/08/2004 19:02)
tsy izany fa tsy ampy ny vary izao ao mada ka mila ampiasana ny tetika rehetra e.ih,ih,ih,ianao ko dia tsssss
36. pseudo
(
26/12/2004 21:48)
aleo hifanohana tsy ho lavo e! de mifanaraha fotsiny oe iza no irirana atsy sy eroa sao lasa manao voangory eo fa tsy x :lol:
37. fijo
(
27/12/2004 21:00)
mifanaraha i mihanta sy ramaso e.tandremo ihany nefa sao miditra eo koa i mumu an