Olana nandalo

1. hery ( 06/07/2004 06:50)
Manahoana daholo,

Nanao fanovana kely ry zareo ao amin'ny lohamilina mampiantrano ny serasera.org nandritra ny alina ka nisy olana kely ny takelaka androany maraina. Efa miverina amin'ny laoniny tsikelikely izany amin'izao fotoana izao. Raha ohatra ka mbola misy olana dia ilazao ihany aho. Azonareo atao ny mandefa sms ho ahy amin'ny Numero +39 3387442412

Misaotra betsaka.
Hery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1395