Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
lehary
(
30/06/2004 07:25)
ekenareo ve lé hoe.......
"toutes est permis sans etre vu"...
tohiny
novalian'i pitchou ny 23/07/2004 10:55
fijo
(
29/06/2004 23:02)
iza marina i marie madeleine?
vao avy namaky boky aho,manao fanadihadiana ny tablao be nataon'ni L de vinci ao milan.io tabilao io dia mirakitra ny fiarahan'i jesosy niara nisakafo farany tamin'ireo mpianany.
mifono ny momba ny t...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/07/2004 22:55
jhouhlambout
(
29/06/2004 10:04)
Ny finonana an'Andriamanitra
Moa ve mba azonao hazavaina ny antony nahatonga anao ho mino na tsy mino an' Andriamanitra?...
tohiny
novalian'i rasta ny 12/08/2004 10:55
xxx
(
29/06/2004 07:40)
Synusite sa sery tsotra
Izaho dia be lelo be ; tsy mety afaka sery mihitsy. Ka mba atao ahoana ny manala azy? Raha synusite inona no fanafodiny ? Raha sery tsotra inona no fanafodiny?...
tohiny
novalian'i sylvia15 ny 16/02/2015 17:17
xxx
(
29/06/2004 07:26)
Ny ahafantarana ny olona iray hoe tia na tsia
Mba ahoana kay no ahafantarana ny olona iray hoe tia na tsia ilay olona ? Midika ho fitiavana sa tsia ny tsy fanoroan'io olona io ny trano fonenany sy ny fianakaviany na ny RADniny? Sy ny tsy fahatong...
tohiny
novalian'i mioumia ny 28/09/2004 11:09
dronga
(
29/06/2004 06:36)
ilaina ve nyformation academique aty @universite
ahoana ny hevitrao momba ny formation @universite sy ny formation professionelle eto mada...
tohiny
novalian'i zandrinifijo ny 24/10/2004 08:06
dronga
(
29/06/2004 06:16)
fita-bitro
ahoana ny fahazoanao izany atao hoe fita-bitro;efa tratr'izany ve ianao ary efa nanao izany koa.misaotra anao namaly...
tohiny
novalian'i bekintana ny 12/03/2005 07:36
fijo
(
28/06/2004 21:19)
eric manana aty vitrolles
izay aty marseille sy ny manodidina dia hanao fampisehoana ao vitrolles i eric manana.tsy misy vidimpidirana fa maimaimpoana.ny zoma 02 juillet izao. ao amin'ny teatra jean giono...
tohiny
novalian'i ludo ny 26/08/2004 21:40
booboo
(
28/06/2004 14:03)
mythe de Cham
misy afaka manazava bebe kokoa ve kay ny momba an'io azafady indrindra ? ...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/06/2004 22:52
booboo
(
28/06/2004 11:34)
fanontaniana manitikitika
inona no maha malagasy anao ? ...
tohiny
novalian'i kitjo ny 01/08/2004 12:17
ravatorano
(
28/06/2004 10:53)
Najnakan ny rock ny fanafanana ny fetimpirenana 26 Juin 2004 tamin ity indray mitoraka ity
Na dia nafindra teo amin ny stade couvert Mahamasina aza ny fampisehoana nataon i Kazar sy Iraimbilanja dia tena nafotaka tokoa izy io .
Ny alarobia 24 dia ry Kazar sy L2K no nanafana ny sehatra>izan...
tohiny
novalian'i ngou ny 13/07/2004 10:09
ravatorano
(
28/06/2004 10:40)
hetraketraka tamin ny 26 jiona 2004
Ho antsika rhtr dia maro no naheno tsara ireny hetraketraka niseho tany Mahajanga sy Toliary ireny.
Fetim pirenena malagasy izay fankalazana ny faha 44 taonan ny fahaleovantena no nohararaotin ny olo...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 29/06/2004 13:39
tsiperifery
(
28/06/2004 07:16)
Paradisa an-tany !
Ankoatra ny eto Madagasikara, aiza no firenena na tanàna nahafinaritra anareo indrindra na koa tianareo hotsidihina ? Inona no antony ?
Mba tantarao ahafahan'ny namana mitety tany an'eritreritra ô ...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/07/2004 22:50
zollyii
(
27/06/2004 22:33)
fianarana tennis
firy taona kay no tsara ianarana tennis (ny ankamaroan'ny professionnels miatomboka 6 ans ary tafiditra eo amin'ny circuit professionnel à partir ny 16 ans)? raha hatomboka à 16 ans ve izany mbola h...
tohiny
novalian'i kitoza ny 15/07/2004 14:16
fetra
(
27/06/2004 17:35)
Ny adalana!
Adalana ve ny milaza olona fa adala sa adalana ve no hiheveran'ny adala ho hendry ny tenany????
Valio de m'saotra...
tohiny
novalian'i booboo ny 03/07/2004 18:56
fifi
(
27/06/2004 12:24)
inona marina moa no tadiavitsika e?
ny olom-belona oa hotriny hoe tsy sasatra ny mitady zavatra foana @ fiainana nefa refa tena eritreretina de tsy fantatra akory hoe inn tsara mou le tena tadiavina!...
tohiny
novalian'i fijo ny 05/07/2004 23:25
hery
(
27/06/2004 02:11)
Anarantanàna Dagoisé
Mba ataovy eto daholo hoe ry reto ny anaran-tananana ao Dago izay ovain'ny tanora amin'izao fotoana izao? Na miova ho teny frantsay izany, na miova ho teninjatovo, na miova fanonona sns.
Ohatra :
...
tohiny
novalian'i kitjo ny 04/07/2004 08:37
lanto
(
26/06/2004 15:01)
hira misy fahatsiarovana
Ianareo mba manao ohatr'izany hoe ny hira tiana rehetra dia misy fahatsiarovana mifamatotra aminy ? Ny ahy izao ohatra ilay hoe "fikasana " an'i liva sy Nirina dia izay olona izay mandoko trano no ton...
tohiny
novalian'i rvoulah ny 22/10/2004 12:58
joda
(
26/06/2004 09:33)
fa ny malagasy miafy e...
fa ny malagasy miafy e...
mampalahelo fa miafy e
fianana baranahany lesy ny fianantsika eto a
fanjakanan'ny bory satroka lesy
no tompoitsika eto a
ireo fatikarana in1 no toa mizity
ire...
tohiny
novalian'i kitjo ny 03/07/2004 07:03
riffeur
(
26/06/2004 03:40)
Salon #serasera ! Humm!
Pkoi vous les filles,ou femmes la nuit, vous vous éclatez grave sur le salon #serasera? Humm...
tohiny
novalian'i perlerare ny 02/03/2005 20:27
