fita-bitro

1. dronga ( 29/06/2004 06:16)
ahoana ny fahazoanao izany atao hoe fita-bitro;efa tratr'izany ve ianao ary efa nanao izany koa.misaotra anao namaly
novalian'i bekintana ny 12/03/2005 07:36
2. jhouhlambout ( 29/06/2004 10:05)
efa tratra! :)
3. zollyii ( 29/06/2004 11:32)
Inona kay zany fita-bitro?
4. zollyii ( 29/06/2004 11:33)
Inona kay zany fita-bitro?
5. hendry ( 29/06/2004 15:07)
zany ve tsy fitaky ny tsy mahay mandainga dia mora tratra? tsy haiko fa mba tombatombana ny ahy.
6. zollyii ( 29/06/2004 18:35)
an!
7. fijo ( 30/06/2004 04:43)
ny bitro rehefa mamitaka dia mivily lalana tampoka,sa ahoana
8. ramoul ( 01/07/2004 12:58)
innn no dikan' zany fita-bitro zny klé?
bitro mivily lalana de tsy tratra ve?
9. fijo ( 01/07/2004 23:10)
raha lavafantsy ilay vorondolotratra ihany ka.
10. kitjo ( 04/07/2004 08:37)
hein?
11. jhouhlambout ( 04/07/2004 13:01)
8-)
12. xxx ( 15/08/2004 11:55)
Manaôna
zany fita-bitro de fitabitrana , bitro fita, bitro fito zay no valiny
13. bekintana ( 12/03/2005 07:36)
tata-bitra anefany :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.043