fianarana tennis

1. zollyii ( 27/06/2004 22:33)
firy taona kay no tsara ianarana tennis (ny ankamaroan'ny professionnels miatomboka 6 ans ary tafiditra eo amin'ny circuit professionnel à partir ny 16 ans)? raha hatomboka à 16 ans ve izany mbola hety ihany ?
novalian'i kitoza ny 15/07/2004 14:16
2. kally ( 28/06/2004 07:47)
Angamba efa taraiky ihany raha 16 taona vao hanomboka sady angaha moa dia hoe mianatra dia tonga dia tafavoaka professionnel fa mbola mandalo tournois be dia be aloha,be dia be anie ny ankizy mianatra fa ny sasany ihany no tafavoaka professionnel e!
3. tsiperifery ( 28/06/2004 08:05)
Rehefa feno fikirizana i zollyii mivoatra foana na efa 16 taona aza ! Aza eritreretina loatra ilay resaka professionnel fa tonga ho azy izany rehefa hitan'ny tompon'andraikitra fa mahay sy mendrika ianao.
I Navratilova aza efa miha-mihanika ny 50 taona mbola avela milalao amina tournoi lehibe hatr@ izao !
4. zollyii ( 28/06/2004 13:24)
misotra nareo namaly fa tena taranja reviko zany izy io! de mba maniry ny andeha lalindalina ! Fa tena sarotra iany le izi an!
5. zollyii ( 28/06/2004 13:26)
misotra nareo namaly fa tena taranja reviko zany izy io! de mba maniry ny andeha lalindalina ! Fa tena sarotra iany le izi an!
6. kally ( 28/06/2004 20:19)
Ka na sarotra aza anefa tsy manakana anao tsy hanohy izany nefa tandremo sao variana amin'ny tennis eo fa ataovy tsara koa ny zavatra hafa.Araky ny nolazaiko hoe vitsy ny tafakatra professionnel izany raha oharina @ isan'ny mpianatra.
7. fijo ( 28/06/2004 23:29)
misy sivana be ny spaoro pro ka tena mila ezaka be vao lasa ao.aza kivy anefa raha toa ka izay no tena tanjona.
8. kally ( 29/06/2004 08:17)
Hay!saika hadinoko tsy voalazako ny hoe tsy ampy ny fahaizana milalao fa aza adino ny dopage.
9. zollyii ( 29/06/2004 10:15)
aza manahy ê! ny dopage ndray ve de hoadino zany hihihihh!
10. fijo ( 29/06/2004 22:47)
ilay savony fanasana loha dop izany no hany azo hampiasaina.
11. kally ( 30/06/2004 07:50)
Eny!voalazanao
12. kally ( 30/06/2004 07:50)
Eny!voalazanao
13. zollyii ( 30/06/2004 14:54)
angambany!
14. wawawa ( 05/07/2004 22:08)
mbola kely dia efa manomboka, tena kely
15. wawawa ( 05/07/2004 22:09)
mbola kely dia efa manomboka, tena kely
16. kitoza ( 15/07/2004 14:16)
ny tennis aloha tsara e! fa za mahita fa raha efa 16 ans zany ianao en plus raha eto madagascar somary sarotsarotra ihany raha te ho pro za mantsy mpilalao tennis ka na eto @ tanana aza ny ankizy 3è serie aza mbola latsaky ny 10ans daholo fa izy aloha tena sport tsara e! za koa mba nanana ny faniriana ho pro fa tena sarotra be idrindra fa ny eto @tsika fa na izany aza aza kivy e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6709