mythe de Cham

1. booboo ( 28/06/2004 14:03)
misy afaka manazava bebe kokoa ve kay ny momba an'io azafady indrindra ?
novalian'i fijo ny 29/06/2004 22:52
2. nykanto ( 28/06/2004 15:29)
tsy io ve ilay zanak'i Noa voalazan'ny Baiboly
3. booboo ( 28/06/2004 17:25)
iƩ razoky io mihitsy
4. fijo ( 28/06/2004 23:48)
resaka io e.
5. bichette ( 29/06/2004 05:59)
tena tsy haiko ny dikan'io kou !
6. booboo ( 29/06/2004 06:21)
fijo>ka izay indrindra ny tiako ho fantatra oe fa maninona no resaka io
7. fijo ( 29/06/2004 22:52)
tsy haiko mazava ny amin'io fa resaka efa henoko fotsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5227