Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
23/06/2004 10:11)
Mandà ny fanaovana Marriage
Mandà ny fanaovana mariazy aho satria fandaingana eo anatrehan'Andriamanitra izany raha @ izao toetr'andro iainantsika izao....
tohiny
novalian'i pitchou ny 15/07/2004 03:00
bealah
(
23/06/2004 10:06)
fahasarotam-piaro
Inona no mahatonga ny olona ho saropiaro ?Efa toetra ve sa .....?...
tohiny
novalian'i tolotra ny 18/07/2004 14:46
dom
(
23/06/2004 06:23)
vidim-panafody e!
Médicaments : baisse de 9 % annoncée - L'express - Ile Maurice - 19/06/2004
Un communiqué du ministère du Commerce et des Coopératives, émis hier, annonce une mesure. Les pharmaciens devront a...
tohiny
novalian'i ramaso ny 01/07/2004 07:48
ds
(
22/06/2004 22:12)
Lozam-pifamoivoizana
Nandona fiara aho androany maraina.
Somary nalama ny làlana ary efa antomotra be vao hitako ilay fiara nitsivalana nanapaka teo anoloako ka tsy tafajanoko ny fiarako. Zara raha nisy kiaka ny fiarako...
tohiny
novalian'i booboo ny 08/07/2004 20:53
kitjo
(
22/06/2004 15:19)
aniversera!!!!!!!!
Andao atao fiarahabana ze manana aniversera e, indrindra reo namana mpianakavim-porum..... satria ny namana tsy mankato tsy mahita...
Arahabaina dol ze tratry ny annif anjoany d arahabaina manokana...
tohiny
novalian'i booboo ny 14/03/2005 22:47
kitjo
(
22/06/2004 14:59)
Fihavian gasy...famadihana....
Araka ny iarahana mahalala dia anisan'nyrazam-betsika voalohany ry zareo ao Indonesie sy Malaisie, Polynesie...
Tsara ho fantatra
Ry zraeo ireo avy ao Indonesie (Macassa, Java,...) sy Malaisie...
tohiny
novalian'i kitjo ny 26/07/2004 02:32
librepenseur
(
22/06/2004 12:11)
FAMADIHANA
Fomba Malagasy, inona avy no tena antony nahatonga ny famadihana ? mbola tokony hitohy ve sa tsia ?
Misokatra ny adi-hevitra na ho anao tena kristiana na ho anao tsy mpino, na ho an\'ny antokom-pin...
tohiny
novalian'i yonikafopl ny 06/08/2004 19:40
idealy
(
22/06/2004 10:53)
aretim-po ve
sao mba misy afaka mamaly ahy hoe inona no atao mba tsy ampihetsika palpitation fa indraindray tena sempotra mihintsy na dia efa mitsindrona calcium aza ka mampiasa calcibronat mety ho aretim_po ve iz...
tohiny
novalian'i JHONNYnathan ny 23/11/2015 11:13
xxx
(
22/06/2004 10:37)
Angadrano sa Aretina hafa
Mijaly be aho @ ireto angadrano @voloko ireto ka mba mitady vahaolana izay mety hahafaka azy.
AZO ALANA VE IRENY SA EFA ARETINA MIHITSY...
tohiny
novalian'i sejianis ny 29/06/2004 17:51
xxx
(
22/06/2004 10:21)
te hatavy
Inona ry zareo no sakafo tena mampatavy haingana, nefa tsy ireny sakafo be menaka sy mampahatofoka be ireny koa? Inona no légume na voankazo manangeza?
Dia misaotra anareo mialoha.
Oully...
tohiny
novalian'i fandresenatolotra ny 06/07/2016 08:49
samoina
(
22/06/2004 10:02)
Fanaovam-beloma
Mandeha tsy manao veloma hono naman'ny tezitra !
Tsy manana mosoara i Samoina fa elatra no entiny mikopaka anareo namana eto @ serasera.
Tsy veloma mandrakizay anefa fa eo akaikinareo hatrany @ fano...
tohiny
novalian'i tsilan ny 26/06/2004 02:47
aly
(
21/06/2004 17:55)
FJKM IVELAN'MADAGASIKARA
Inona no antony hanokafana FJKM aty andafy kanefa efa misy FPMA?
Vola mila miditra any Dago sa fitazaina aram-panahy atao amin'ny teny gasy?...
tohiny
novalian'i ramaso ny 29/07/2004 15:06
booboo
(
21/06/2004 15:23)
mi-dzdzdzdz
fa maninona hôa no toa mi-dzdzdz dôl ny ankamaroan'ny namana ato e ? njy e, njay e sns :)...
tohiny
novalian'i ramoul ny 12/07/2004 21:02
ille
(
21/06/2004 10:38)
Anjely latsaka an-tany
Raha jerena ny hafatra apetraky ny namana ato dia milaza daholo hoe: za d olona tsotra, tia namana , tsy tia mandainga snsns,, de anjely daholo eh , fa maninona anefa raha ny tena marina no ambara eh!...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/06/2004 00:31
xxx
(
21/06/2004 09:22)
être abusée!
inona ny fiantraikany abusement eo @ fiainan'ny olona! ary inona mety ho conséquences any ra ny vokany abusement lasa enceinte ilay sipa!? ...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/07/2004 21:39
xxx
(
20/06/2004 15:57)
mila fanazavana
efa mba nisy nahazo olon-tiana na vady tato ve isika mpikambana ato @ ity serasera ity? Tsy izany mantsy fa lasa ihany ny saiko hoe mba efficace ve ny fitadiavana izany ato? Dia A+...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/06/2004 22:58
hery
(
20/06/2004 09:43)
http://dotmg.net/
Site anakiray manandratra ny maha Malagasy ihany koa ny dotmg.net ary hita fa mivoatra tsikelikely
Jereo fa sao mahaliana ny tolotra izay omeny http://dotmg.net/
...
tohiny
novalian'i dotmg ny 26/11/2004 12:25
rrodin
(
19/06/2004 09:27)
SMIG eh!
Dia tena lasa nyeriterritra mandinika ity fiainana eto Dago ity.
Toa miha-mafy ny fiainana fa toa miakatra daholo izao rehetra izao.
Fa androany aloha dia toa hoe nidina ny vidin'ny Euro fa toa hoe ...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 19/06/2004 16:25
joda
(
19/06/2004 07:05)
teo anilanao a rasipa no natositosikao
efa lasan'olona ny foko vao hoe voromanganao anie aho.......
tohiny
novalian'i pitchou ny 02/07/2004 18:08
ben
(
19/06/2004 05:15)
Ny rap gasy ahona no fahitanareo azy?
Misy sasany milay singaniko @ zany ry North and Center (8mm)
Fa misy koa ny sasany dia hira tsy misy dikany mitsy...
tohiny
novalian'i donemaskit ny 11/08/2004 20:58
