aretim-po ve

1. idealy ( 22/06/2004 10:53)
sao mba misy afaka mamaly ahy hoe inona no atao mba tsy ampihetsika palpitation fa indraindray tena sempotra mihintsy na dia efa mitsindrona calcium aza ka mampiasa calcibronat mety ho aretim_po ve izany misaotra aoka mba tsy hiteniteny foana izay mamaly azafady
2. xxx ( 22/06/2004 12:30)
mety crise-na spasmophillie na manao hyper ventilation fa tsy areti-po. Miaina tsara dé misotro rano mangatsiaka dé somary ohorina manao petit cercle ny sisin'ny omoplate gauche mandra-paha. Zà koa mpanao an'izany dé izay no fanaoko matetika
3. voninkazokely ( 22/06/2004 17:29)
Inty no mba takatry ny saikeliko :
-Mandehana tongotra matetika
-Amboary ny fo fa aza mora tezitra
-Misotroa rano mangatsiaka rehefa ilay nerveuse iny
- Aza mihinana anamamy betsaka
-Ahenao ny café
-Manenà tena raha somary matavy
-Aza mihinana tavim-biby be loatra fa menaka vegetaly ampiasaina rehefa mahandro sakafo
- Aza dia tia sira be fa aleo aza épice hafa no ampiasaina..sns sns
De ho hita eo indray izay tohiny e
4. idealy ( 23/06/2004 04:45)
xxxxxx , voninkazokely
5. fijo ( 23/06/2004 23:32)
manatona dokotera fa ny aretim po tsy tsara tombatombanana to aizao.
6. voninkazokely ( 24/06/2004 17:46)
io fo io hoa!
7. booboo ( 27/06/2004 18:18)
mitovy hevitra tanteraka @ fijo !
8. sejianis ( 29/06/2004 17:47)
raha manao crise matetika dia tsara ihany aloha ny manatona dokotera fa fo ny resaka eto an!Vital io!
Raha mbola tsy nanafotra anao kosa ilay izy dia mety tsy misy diso ny torohevitr'i voninkazokely; ampiako kely fotsiny hoe aza manao mafana be rehefa matory dia aza tsindriana ny ilany havia misy ny fo, dia ny chocolat koa tsy atao be, farany dia rehefa sosotra na tezitra iny dia mijere haingana fitaratra dia mitsikia kely fa ho hitanao fa ho vakin'ny hehy ianao dia adino ny nahatezitra!
Dia mahazoa fahasalamana e!
9. idealy ( 30/06/2004 06:06)
misaotra betsaka anareo rehetra amin' ny torohevitra izay hoarahiko tsara daholo fa izaho anie efa manatona dokotera fa dia atao ny calcium sy calcibronatfa mbola mitohy foana eh
10. zaho ( 23/03/2005 18:45)
zaho aloha dia efa tratran'izany e! palpitation lava ! dia nihinana le atao hoe avlocardyl dia mbola voa foana! Ny aretiko dia Spasmophilie ary angoisée lava dia izay no mahatonga anio! Efa manao cure-na Magnésium sy calcium foana!(ito cure ito aloha dia tsy maintsy atao foana na hatramin'izao azany e) ny calcibronate koa tsy adino. Fa ny tena loza, ny ahy miaro fanina, ary lasa tsy mahavita zavatra mihitsy! dia hoy ny olona hoa manamboara saina. Fa izao kosa aloha an! nisy fotoana izaho tena voa be miitsy (année 2003) fa tamin'ny mi 2004 izaho nametrahana tanana dia nanampinoana d afaka ilay palpitation 120 taloha fa efa nidina 80 ary nalana ny fanafody avlocardyl. fa la fanina ray olona tsy nety afaka a! Manantona dokotera foana na izany azany e!
11. JHONNYnathan ( 23/11/2015 11:13)
za ndray ts manana toroevitr f za ko ary tena sairan b sats sad mora tezits za n rehef mis zavatr atao n iresak amin'olona d manao palpitation b f za lo mbol ts nakany @ dokoter f za ndray alo mery msotsorano b f tsis fiovan e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2655