mi-dzdzdzdz

1. booboo ( 21/06/2004 15:23)
fa maninona hôa no toa mi-dzdzdz dôl ny ankamaroan'ny namana ato e ? njy e, njay e sns :)
novalian'i ramoul ny 12/07/2004 21:02
2. xxx ( 21/06/2004 15:26)
satsia efa dôzidôzy dôldôl avy any @ dezadezaka any fa namely dzamadzama ! Sa ahôna hozy njy ?
3. xxx ( 21/06/2004 15:38)
fa i booboo angaha tsy mba manao an'izany? entre sipa no tena mpanao an'io fa ni-remarquer -ko tato koa , nena io toa lasa ho azy rehefa tsapako fa mifandray tsara ny feeling miresaka amin'ilay namana , asa izay angamba no fomba hanehoako azy fa akaiky ahy ilay olona na hoe "j'y tiens à notre amitié, sy ilay fifankazahoanay ", fa izaho njay tsy manao oh izani miresaka amin'ny lhl @ hafatra an ! lol
4. hendry ( 21/06/2004 15:56)
tsy azoko ilay mi-dzdzdzd
5. kally ( 21/06/2004 16:35)
Ka avy any Anjammanalina dôly reo e!
6. booboo ( 21/06/2004 18:46)
hendry>tsy azon-jy ve ? nefa tsotsa be ! mi-jjjjj njay ara e ! hihihi
7. yonikafopl ( 21/06/2004 20:47)
za koa lasa mi njinji fona na lahy na vavy ny miresaka amiko ato. tato ihany anefa no nahazoako io an. dia ato koa no hampiasako azy.
fa mahafinaritsa le izy ka, tena mifanakaiky mihintsy , tsy misy elanelany
8. unik ( 21/06/2004 21:12)
booboo> rehefa tena makafy izy manao an iny am zay!!!
9. angie ( 22/06/2004 07:43)
tena lasa ho azy kou lay izy fa tsy eritreretina intsony. Ny ahy hatramizao mbola misy tsy haiko na lhl na vhv lay namana vokatr'io jjjj io. manontany an'i radiry foana aho lhl ve mou io sa vhv ???
10. jhouhlambout ( 22/06/2004 09:19)
dzdzdzdz.......................................................
11. unik ( 22/06/2004 14:52)
dz dz dzouhlambout !!!! lol !!!
12. fijo ( 22/06/2004 23:10)
tratran'ny ze t'amour ao koa vao taitsa ko.njy nga?
13. kally ( 23/06/2004 08:50)
Fijo jejojejo sa mijajirika mitan-jiro toa jorery mijerijery izay midzdz?
14. mimich ( 23/06/2004 10:41)
dzzzzzzzzzzzzz!!!!!!!!!!!!!!!!in ary zany!
15. voninkazokely ( 23/06/2004 13:48)
Njy kooooooooooo
16. fijo ( 23/06/2004 22:01)
kally aza manadala an'i fijo,fa ndana mijejojejo.mijerijery fitaratra.njy.
17. ikaretsaka ( 24/06/2004 06:31)
gholemains koa izany... de hozizy ny fitaratra rehefa ho vaky hoe Dzzzdzzzziiiing klinh kling
18. kally ( 24/06/2004 09:19)
Ary ilay hoe Karetsaka ve izany Karetraka no tena izy fa mi-tststs sa ahoaan e?Dia Fijo koa angamba ohatr'izay,izany e?
19. fijo ( 24/06/2004 23:31)
dia ndry ve kaddy no tena izy fa millll fotsiny?ih,ih,ih
20. ramoul ( 25/06/2004 20:39)
inn le mi-dzdzdzdz fa tsy azoko mintsy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1525