mi-dzdzdzdz
21. kitjo
(
26/06/2004 01:29)
njy kou ramoul otsan mbola tsy namaky forum knou!(mody ataoko njy anomezana ohatra)
aona njay aza zany mi dzdzdz tsy hay zany?
otsan le oe "avy any anjanomanalina",hiihihihih
aona njay aza zany mi dzdzdz tsy hay zany?
otsan le oe "avy any anjanomanalina",hiihihihih
25. lanto
(
27/06/2004 10:00)
le nj ange mba fohifohy soratana noho le ndr e ! mba tsy mandany fotoana njinja refa mi-tsaty ! fa rehefa manao an'io de lasa bada lela ho azy koa : "leuu dol naléo" Fa marina fa @ oul efa mifankahazo tsara ihany no anaovana an'io, mitandrina ihany sao oul tokony ho dadaben' tena no mahazo "sali njy !" lollllll
26. kinaoly
(
27/06/2004 11:54)
fitsipi-pitenenana vaovao : ny "ndr" lasa "nj", ny "tr" lasa "ts", ny "r" lasa "l"....... lol, njainjay le izy lasa raikitsa na refa miresaka ambava ny ol sasany mpiresaka eo @karajia aza