ny nahatonga an'io anieh tsy dôzin'ny toaka fa dôzin'ny môly eh, rehefa avy manamaina iny, na hoe avy mihanin-kazo, na koa hoe avy nifoka bozaka, dia somary dôzidôzy iny dia miainga ny inspiraka dia mivadika hoazy ny lela , satria rehefa misitona môly anieh tsy mitovy @ sigara eh, fa trohana atao hoe tso tso tso ny setroka dia miova @ iny koa ny feo, ka izay no maha tonga ny bandin'andranomanalina manao izany. :)