http://dotmg.net/
1. hery
(
20/06/2004 09:43)
Site anakiray manandratra ny maha Malagasy ihany koa ny dotmg.net ary hita fa mivoatra tsikelikely
Jereo fa sao mahaliana ny tolotra izay omeny http://dotmg.net/

novalian'i dotmg ny 26/11/2004 12:25
2. kitjo
(
20/06/2004 10:17)
Ieee
Tsara le izy, za aloha mila e,
d mankahery an' i dotmg hanatsara hatrany fa toa namana ato izy

3. ramoul
(
20/06/2004 19:55)
Dia misaotra fa de ita ny site ary tena mahaliana tokoa, ka dia mirary ny dotmg.net haharitra hatramin' ny farany.
6. dotmg
(
03/07/2004 13:27)
Misaotra betsaka an' i Hery dia misaotra anareo mankahery! Eka, namana ato no mikononkonona azy ary manantena ny ho be mpitsidika!
Ilay malagasy.dotmg.net no tena kasaina hovitaina alohan' ny faran' ny volana aogositra!

9. dotmg
(
26/11/2004 12:25)
Vonona ary ny sehatra malagasy.dotmg.net
Mihodina amin\' ny alalan\' ny Wiki izy io, ary ny mpitsidika dia afaka manoratra ny vontoatin\' io sehatra io. Izany hoe raha misy teny malagasy iray fantatrao ny dikany ( ohatra hoe eva), dia soratinao ao io takelaka hoe eva io mba ho hitan\' ny olona hafa. Dia fifarimbonana toy izay no fiasany.
Misy rindrankajy mpitsara tsipelina malagasy ihany koa ao : http://serasera.org/forum/index.php?rub=viewthread&msgid=m41a71f08634ac