vidim-panafody e!

1. dom ( 23/06/2004 06:23)
Médicaments : baisse de 9 % annoncée - L'express - Ile Maurice - 19/06/2004
Un communiqué du ministère du Commerce et des Coopératives, émis hier, annonce une mesure. Les pharmaciens devront ajuster les prix des médicaments déjà en stock pour les offrir au public à 9 % moins cher que le prix actuel.
Aiza ho aiza ny Ministère du Commerce malagasy @'zao. tsy hitanareo ve fa midangana be ny prix des médicaments @'zao ary tsisy resaka mihintsy ny Fanjakàna. Raha miditra hôpitaly dia maty raha tsy manambola fa betsaka ny fanafody tsy maintsy vidiana @ pharmacie eny ivelan'ny hôptaly, Mba hampitao any ho any io vaovao io e!
novalian'i ramaso ny 01/07/2004 07:48
2. ramoul ( 23/06/2004 20:17)
Dia ahoana zzany ny olona sasany tsy manana fahafahana mividy ny fanafody ra toa ka marary ry zareo?
Tokony mila dinihin' ny fanjakana mintsy ra resaka fanafody fa manjary maty ny marary ra tsy manam- bola.
3. kally ( 23/06/2004 20:48)
Izany eo ihany fa zavatra isan'ny nampalahelo ahy sady namoizana havana tiana io fanafody fanafody io ankoatry ny aretina.Dokotera samy hafa no mijeyr ny marary iray dia samy manana ny fanafody ampiasainy fa toy ny tsy misy fifampiresahana mihitsy amin-dry zareo,dia fanafody novidiana lafo be dia asain'ilay dokotera iray soloina indray dia toy izany hatrany,raha vao mba miteny ianao dia mahazo ny tsaboy ary ny mararinao fa asanay io ka hainay.Asa re fa dia loza loatra!
4. unik ( 23/06/2004 21:32)
indraindray koa misy tsara lé fanafody ary azo hatao tsara ny manome anazy rehefa tena hoe avotr aina ! fa tonga am ilay hoe TIA KELI koa matetika!!!
5. idealy ( 30/06/2004 08:23)
tena marina izany rehetra izany ary mangalatra fanafody aza ireny hopitaly ireny asainy vidina dia avy eo tsy ampiasaina fa hafa indray no vidina dia ilay efa voavidy angalariny fa asa izay ataon'ny fanjakana fa atao manankarena daholo hono angamba hoe hovonoina ny mahantra dia manakarena daholo sisa no eto dago dia lasa tany manankarena i dago eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6887