Angadrano sa Aretina hafa

1. xxx ( 22/06/2004 10:37)
Mijaly be aho @ ireto angadrano @voloko ireto ka mba mitady vahaolana izay mety hahafaka azy.
AZO ALANA VE IRENY SA EFA ARETINA MIHITSY
novalian'i sejianis ny 29/06/2004 17:51
2. booboo ( 22/06/2004 12:33)
azo alàna ireny fa matetika tsy fahampiana rano no mahatonga azy dé misotroa rano matetika.
3. unik ( 22/06/2004 14:57)
ie ! dé misy karazana shampoing vao maika mahabe angadrano koa!
fa misy koa tena mba mahomby !
4. ari.malala ( 23/06/2004 07:12)
natoron'ny mpanao voloko ahy koa, asiana sira ny hodi-doha ora maromaro alohan'ny hanasana loha fa toa mahomby aloha ê! za kjoa tena be angadrano be fa toa efa tsy dia betsaka izy @ zao, dia jereo koa sao aretin'aty fa toa hoe mampisy angadrano koa hono ny aretin'aty.
5. voninkazokely ( 23/06/2004 13:52)
Head and Shoulders tena manafaka azy mihintsy an
6. sejianis ( 29/06/2004 17:51)
ny olon-drehetra dia misy angadrano daholo fa ny isany no tsy mitovy, @ ankapobeny mantsy dia elimination naturelle ny angadrano,fa indraindray ny mahatonga azy ho betsaka dia na be loatra ny poison vonoin'ny defense-nao, na ny hodi-doha mihitsy no mikorontana!
Fa ity misy torovh, tsy manala azy tanteraka an, fa mampihena azy fotsiny, ataovy may tsara ny vary dia iny ranovloa marron iny anasana loha rehefa tokony hoe eo @ hafanana zakanao!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1328