Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i ds, milahatra araka ny daty
ds ( 18/06/2008 17:43)
Fampiatoana mpisera
Rahefa tsy manara-pitsipika ny hevitra, dia alefa any amin'ny fako. Raha hevitra iray na vitsy anefa no maningana, dia matetika ny lohateny iray manontolo no very any amin'ny fako. Tsaratsara kokoa a... tohiny
novalian'i xxx ny 24/06/2008 08:35
ds ( 31/03/2008 23:08)
Ny fiarahamonina ato
Betsaka ny fitarainana voaraiko aty ambadika mangingina aty noho ny zava-mitranga eto tato ho ato. Matoa isika tafavory maro ato, dia satria resy lahatra fa ato [b]angamba[/b] no tsara. Somary mibolis... tohiny
novalian'i kiadi ny 10/04/2008 20:42
ds ( 23/03/2008 11:50)
RNS 2K8
Tatitra fohifohy antsasa-dàlana : - mangatsiaka tokoany andro kanefa mba nisy masoandro kely ihany omaly tolakandro - vitsy ny mpandray anjara (fiambaran'ny tonga) - miha lava hatrany ny gasy (vav... tohiny
novalian'i vegas ny 05/05/2008 14:48
ds ( 24/01/2008 23:26)
Smooth Jazz
Rehefa manketo aho, dia mihaino RVG na Smooth Jazz. Misy hira ankafiziko miverimberina foana tato ho ato : [b]Blake Aaron - Bumpin' on the Wes Side[/b] (kapila Desire). Tsy nahafantatra oi tary io... tohiny
ds ( 15/01/2008 21:08)
Sokajin'ny mpiasa
Notsinjaraina ao anatina antoko 5 misy sokajy 12 ny mpiasa malagasy. Ao anatin'ireo, dia mety misy ambaratonga (échelon). [b]1) M1 - M2 / 1A - 1B / OS1[/b] Mpiasa tsy manana fahaizana manokana... tohiny
ds ( 18/11/2007 22:22)
Hevitra mombana mpiasa
Misy olana mila vahako haingana ka mba mila ny hevitrareo azafady. Manana mpiasa maromaro izahay any Dago. 100 000 Ar isam-bolana eo ho eo ny karama farany ambany. Hiantohana trano sy sakafo ny ankam... tohiny
novalian'i endrika01 ny 09/12/2007 12:51
ds ( 11/10/2007 19:23)
Internet Video Converter
Feno kisarisarimihetsika eraky ny aterineto. Indraindray ny tena te hijery azy ireny eo amorom-patana na te hihirahira (Karaoke FLV). Nanonofy an'io aho kay vitan'ilay tary. Ity fitaovana ity izany,... tohiny
novalian'i lohabe ny 21/10/2007 02:43
ds ( 04/10/2007 22:28)
Tantara sy tetikasa iray
[b]Une saga et des projets[/b] Les Dernières Nouvelles d'Alsace - 04/10/2007 http://www.dna.fr/alsace/haguenau/20071004_DNA008368.html [i]Récemment, Michèle Esslinger, présidente de l'associat... tohiny
novalian'i sipagasy ny 07/10/2007 16:23
ds ( 27/09/2007 11:48)
Zava-misy
Ho fitsinjovana ny tontolo iainana, dia miezaka tsy mampiasa sachet plasitika intsony ny tandrefana. [img]http://img181.imageshack.us/img181/4201/coopsmue4.png[/img] Akory ny hagagako nahita ny... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/10/2007 07:42
ds ( 04/07/2007 17:30)
Firaisankina voin-kava mahatratra
Araka ny tombatombana, dia efa nihoatra ny tanjona (16000 euros) ny vola voaangona (tetsy sy teroa) entina hampodiana ny razana efatra. Noho izany, dia miangavy izay mbola mikasa handefa vola, [b]tsy ... tohiny
novalian'i fasaly ny 21/07/2007 10:09
ds ( 02/07/2007 15:28)
Fisaorana
Amin'ny anaran'ny fianakavian'i Martinicette izay hisoloiko tena eto, sy amin'ny anaran'ny fianakaviana rehetra mana-manjo, dia maneho etoana ny fisaorana sy fankatelemana tamin'ireo teny mamy sy fank... tohiny
novalian'i Samoana ny 03/08/2007 11:48
ds ( 27/06/2007 19:22)
Martinicette
[IMG]http://img172.imageshack.us/img172/9364/photo1go2.th.jpg[/IMG]... tohiny
novalian'i rvoulah ny 01/07/2007 07:42
ds ( 25/06/2007 12:07)
Voin-kava
Hioty voankazo no anton-dia kinanjo tojo fahafatesana. kolokolo dimbin'ny vary, vololona solofon'ny ravina 4 mianadahy no namoy aina tamina lozam-piarakodia ny alin'ny sabotsy mifoha alahady teo tan... tohiny
novalian'i pimaso ny 28/06/2007 07:50
ds ( 25/05/2007 22:38)
Adihevitra
Miala tsiny klu fa mba anome lesona kely an :-) Amiko misy roa karazany ny adihevitra. 1) mifamatra, mikalizy : io ilay samy tsy manaiky resy fa te ho deba (sa rôla) daholo. Tsy mitondra mankaiz... tohiny
novalian'i wtf10 ny 26/05/2007 11:57
ds ( 08/05/2007 13:05)
Code de nationalité malgache
Tsy mbola voadika amin'ny teny gasy... La nationalité malgache est essentiellement une nationalité de filiation. Est Malgache : l’enfant légitime d’un père malgache (article 9-1°), l’e... tohiny
ds ( 06/05/2007 16:37)
Sarko 54% - Ségo 46%
Tamin'ny 5 ora sy sasany teo. Nicolas Sarkozy : 54% Ségolène Royal : 46% :(:(:(... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/05/2007 06:07
ds ( 26/03/2007 17:31)
Antso vonjy
Ry havana malala , " Mba ho iray ihany izy rehetra" Jaona 17: 21 Miala tsiny izahay ray aman-drenin'i Rudy raha manoratra ho anareo ity taratasy ity. Rudy dia zaza enin-taona. Narary izy nandr... tohiny
novalian'i tolona ny 09/04/2007 23:38
ds ( 19/03/2007 13:16)
Fitia (tsy) voarara
Tsy ny fitia no voarara fa ny fampiharana azy. Koa reveo toy ity hiran'i Poopy ity ary e. Efa teo no niala...:-) ================ Soa tsy fantatrao ny tolona ao anatiko ao Toa reko injao mitrit... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 19:43
ds ( 04/02/2007 22:02)
Fifanampina an-tendrilavitra
Sparks-angels, fitaovana iray ahafahana mifanampy an-tendrilavitra. Efa misy fitaovana hafa koa (vnc, ...) azo ampiasaina saingy indraindray sarotra ho an'ny tsy matihanina ny mampifandray solosaina r... tohiny
novalian'i hery ny 05/02/2007 08:51
ds ( 17/10/2006 23:21)
Samantsy na Eseky
Ho an'ireo mpankafy lalao Samantsy na Eseky : misy lalao iray nifanandrinako (Championnat de France Nationale III 15/10/*2006) izay sao mety hahaliana anao ny hamakafaka azy. [img]http://ds.blaogy.c... tohiny
novalian'i ds ny 30/10/2006 22:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1091