Firaisankina voin-kava mahatratra

1. ds ( 04/07/2007 17:30)
Araka ny tombatombana, dia efa nihoatra ny tanjona (16000 euros) ny vola voaangona (tetsy sy teroa) entina hampodiana ny razana efatra. Noho izany, dia miangavy izay mbola mikasa handefa vola, tsy hanao izany intsony aty amiko.
Toy izao ny fitsinjaran'ny vola voaangoko.
Namana : 320 euros (ftma, iidz, samoana, fasaly, hery, ds)
Hafa : 580 euros
Totaliny : 900 euros (nandray anjara : 21).
Dia manantitra ny fisaorana Tompoko.
novalian'i fasaly ny 21/07/2007 10:09
2. fasaly ( 04/07/2007 19:08)
;-):-*
3. ftma ( 21/07/2007 08:40)
vaovao azo farany: nahatratra 24205,70 euros no azo t@ ny voina ka nozaraina @ fianakaviana 5, nahazo 4841,14 euros avy.
Tena hita taratra ny firaisan-kina ny malagasy
Misaotra antsika rehetra
4. tywa68 ( 21/07/2007 08:45)
ftma sy ds : misaotra anareo manao tatitra mazava :-* mahafinaritra ilay firaisankina.
5. fasaly ( 21/07/2007 10:09)
misaotra atsika tsika e!:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4785