Liste des messages
Liste des messages, inserés par fasaly, par ordre de date
fasaly
(
16/03/2008 10:35)
ROck....... RoCk ihany ....... Rock hatrany
eto indray izany izay mpakafy rock.....IZA ny group mbola favy mitàna hatramin'izao aloha, ny rock ankehitriny tsy de tiko.....ny ahy izao i Bon jovi tena mbola milay na de efa mé soir ny group.......
suite
répondu par fanantenana2003 le 21/07/2008 12:19
fasaly
(
04/12/2007 17:11)
fako
mba kiriézy kely zà!:-P tsy azo idirana mitsy ngah lay rubrik fako kanefa zà mahita mangarangarana kely fa tsy mety tafiditra.....:wink:...
suite
répondu par diamondra27 le 11/03/2008 10:39
fasaly
(
13/08/2007 20:21)
vacance à Mahajanga
Nilay be ry zareo ny tany mahajanga a! tsy nisy otrzany e!:-P:-P:-P
ho avy eo daholo ny namana rehetra nandeha hanao tatitra eto fa zà aloha afa-po e! am eritaona ndray zany e! alefa eo ny sary rehe...
suite
répondu par fijo le 30/08/2007 21:12
fasaly
(
02/08/2007 19:07)
Fa inona marina ny antsika e!
Tena sahirana foana aho ry ireto ny hamaly ani'lay kestion n'ireto vahiny ireto ....raha mba manotany anao izy mikasika ny sakafo io an!
mipetraka matetika ny fanontanian a hoe: fa inona no specialit...
suite
répondu par pseudo38 le 16/07/2008 09:35
fasaly
(
19/07/2007 20:12)
fa in no nahazo andra-bôfy?????
tena chôkan be!8O:(
[img]http://img240.imageshack.us/img240/9243/1079644988vm2.gif[/img]...
suite
répondu par fitiatantely le 29/11/2008 08:57
fasaly
(
07/07/2007 11:47)
diam's
henoko lazany sy honhono fotsiny hoe lasa any madà i dima's hay zao vao mino zà fa tany izy hummmmm
milay diam's an! raha nahita an'ity blog misy sary ny spect ity vao nino...http://starlette90sky....
suite
répondu par vale le 10/07/2007 23:03
fasaly
(
14/06/2007 14:50)
wéééééééééééééé!
faly miarahabé anareo dool ndray ny mpiforum raika mafàna fo ooooô!
de eto indray izany tsy tsy ankiala ô!
biz be daholo nareo fa ny feu de l'amour mitohy ihany:wink::-*:-*:-*:-*:-*:^)...
suite
répondu par sympa le 27/06/2007 16:28
fasaly
(
13/05/2007 06:56)
Bonne fête!
bonne fête à toutes les mamans du serasera:-*:-*:-*:-*...
suite
répondu par fleurdedago le 28/05/2007 10:09
fasaly
(
23/04/2007 20:39)
totofy
bonaniversera totofy, dia manaova fety sambatsa beuhhhh!:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
[img]http://img67.imageshack.us/img67/7634/img534ka0.jpg[/img]...
suite
répondu par Fiffi le 15/05/2007 21:24
fasaly
(
18/04/2007 18:50)
contrat de mariage
misy namako izay ry reto hanambady izy ato ho ato dia miasa saina be fa ilay vadiny izany vazà izy gasy.... dia nandeha nanao sonia tany am notaire hono
momba io contrat de mariage io...
ka tiko ho...
suite
répondu par sakaizakely le 20/04/2007 11:35
fasaly
(
09/04/2007 19:55)
RNS
nahafianritra be tsy nisy otrzany ry zareo ny tany am RNS a! aleo hotondra tatitra eo ny manaraka e!:-P:^):^):-D...
suite
répondu par Fiffi le 18/04/2007 19:52
fasaly
(
19/03/2007 16:03)
biz'oroka
hon ho aho! tsy azo atao ve raha ampitomboina kely ny tahiry bozoroka fa managasiahasy be ilay manome biz'oroka tsy mahazo valiny nefa we zay mahay mamaly:lol:8):P
ohatra zao nisy nanome 14 zà tamit...
suite
répondu par dadie le 02/04/2007 11:10
fasaly
(
01/03/2007 14:08)
ho feno indray ny rubrik!!!
tonga indray i salmo dia ho feno ny rubrik! ho feno sizé izany:-D:-D:-D mila miofana kely any am nyrina aloha:-w:-w:-w...
suite
répondu par Fiffi le 04/03/2007 21:09
fasaly
(
01/03/2007 07:39)
fitiavana
raha ianareo no mifidy! matetika miseho anefa ilay tranga roa manaraka ireto:
- mpinamana be dia lasa mpifakatia be sa
- mpifakatia dia lasa mpinamana be avy eo
samy tsy misy maharatsy azy ireo sat...
suite
répondu par bozylove le 30/03/2007 19:53
fasaly
(
28/02/2007 21:46)
bio
de aon ndray ry zavavy isany ity akanjo, bio sy kiraro bio ity a!:roll::roll::roll::roll:
zipo kely na top kely na pataloha kely bio hono à partir ny 100 euro ka hatram 300 euro no vidiny, mbo kozy ...
suite
répondu par sakaizakely le 04/03/2007 13:51
fasaly
(
25/01/2007 06:48)
Ny mpiforum.
Raha nandinika sy nieritreritra wa izaho dia hitako hoe otran'ny samy manana ny "fan" dool ny mpiforum tsirairay mandray anjara ato:P ohatra iray fotsiny ny omeko izao hoe : i "pissoa" fan a'ni "lapin...
suite
répondu par fasaly le 08/02/2007 12:41
fasaly
(
18/01/2007 20:42)
" fafao"
Toa tsy mande kay ey hery ilay hoe fafao ao amin'ny tsikeran'ny sary azafady indrindra tompoko!!!!:wink:...
suite
répondu par fasaly le 23/01/2007 19:13
fasaly
(
15/01/2007 20:14)
nyrina
ary i nyrina wa toa mahita sizé apoaka foana e!
fa angamba tena mireirtreritra isan'andro ny forum foana sa ahoan??????:wink::°) ...
suite
répondu par fasaly le 23/01/2007 22:08
fasaly
(
12/01/2007 21:41)
mba hahasarika ny oul koa ve???
tsy mitsaha-mivoatra e! inona izao no tena ilaina an'lay fiara ekolijika, dia izao indray ny fiara mandeha amin'ny bio-carburant, efa mihinana bio koa izao ny fiara atsy ho atsy:P hihihih......loza m...
suite
répondu par mpitsabo le 21/02/2007 10:12
fasaly
(
17/12/2006 09:24)
Tany ampianarana taloha....
Ianareo ve taloha tany ampianarana mbe efa ni "fraude" sy naka tahaka...? :? dia taranja inona no tena angalarana, de ahoana no fomba natao refa naka tahaka sy ni-fraude rehefa manao examen iny na fit...
suite
répondu par lila le 30/03/2007 10:48
