Tany ampianarana taloha....

1. fasaly ( 17/12/2006 09:24)
Ianareo ve taloha tany ampianarana mbe efa ni "fraude" sy naka tahaka...? :? dia taranja inona no tena angalarana, de ahoana no fomba natao refa naka tahaka sy ni-fraude rehefa manao examen iny na fitsapà-pahaizana ?????
Izà tam classe de T2 iray kilasy tam cousin ko izay dia ny taranja kajy no tena mahavenjana ahy, de refa maka tahaka dia mody mandeha mihindrana gaoma de mijery ny valiny de hadika haingana dia avy eo mody manatitra lay gaoma dia mijery valiny ndray:? fa nony kilasy ambonimbony dia ny chimie sy ny fizika no tena hi fraudé-na soratana am fe lay formule sarotsa be reny, fa amzao ny an'ny ankizy ny gsm no ampiasaina hi fraudé-na:wink: ary ny anareo mba nanakory????:wink:
novalian'i lila ny 30/03/2007 10:48
2. tywa68 ( 17/12/2006 10:52)
ie ! adika @ trousse ny formules na @ tanana ! :-D
3. salmo ( 17/12/2006 11:33)
fasaly:
Ianareo ve taloha tany ampianarana mba efa ni "fraude" sy naka tahaka...?

Any Madagascar
Eny tompoko! fa am Joba fa ihany :^) no mifanoro sy mifangalatra, na dia efa hay aza :-P:-P.

Aty España.
Alohany hanaovana fanadinana dia soratana am pisiliazo am teny gasy eo ambony dabilio ny valiny, rehefa avy eo hadika moramora am CATALAN na ESPAÑOL:-D:-D
4. Fiffi ( 17/12/2006 11:48)
:-D:-D:-D:-D
5. simplex ( 17/12/2006 12:58)

mangala tahaka tany @ secondaire, le histo-geo reny halako mintsy. Fa naiky tratra an :°)

ary ahoana ndray le mifanoro ?

t@ bac nisy sipa serie A teo akaikiko. Faly ery le izy natoroko fisika sy maty, nena ndray no tsy vita hatr@ farany.
Nefa le izy nety zakako mintsy fa siantifika loatra ony za tsssssssss, fatiantoka 1 lavaka :roll::twisted::twisted:

6. Fiffi ( 17/12/2006 13:09)
ehhhh ! voamafy enao zany.....
7. booboo ( 17/12/2006 13:48)
hihihihi
8. kitjo ( 17/12/2006 15:40)
hihihihi

ny anah ndray le mifanoro aloha no tena mba nataoko, fa matetika za no manoro, saika tratra indray mandeha izay satria ny tena pire dia nifanakalo brouillon..soa fa fetsy le bandy dia mody nalatsany t@ tany...

t@4e no wen be satria nandika tamiko le bandy teo akaikiko d kay nisy faute nataoko d nataony mitovy ilay izy d ny anah (-)10 d ny azy 0 nony nozaraina

fa t@ bacc le sipa teo ampitako nanao mini-jupe d feno sopapa histo-geo ny fe-ny fa za ndray no mangovitra fa za aloha tsy sahy mitsy le mjery na mitondra sopapa e..

aty tsisy fika fa misy camera 4 ny salle
9. miamiam ( 17/12/2006 18:49)
izahay indray mpinamana maka fond de manokatra cahier mihintsy mamadiabadika mandika fotsiny tsy nisy ny controle firy tamin'izany fa maha-dondrona ihany ilay izy hihihihi!.....
10. Aino ( 17/12/2006 19:24)
ny ahy indray dia raha le mangalatahaka mijery 2maso tsy hita fa alavitra be ny misy ny tabilio ny iray, de raha hanao tahaka ny any salmo io indray dia tsy mazatra ahy le izy nanandrana ihany fa tsy nande de najanona, rehefa alohany hanao iny iny no averimberenina haingana be, rehefa tsy vita fotsony de avalona any, miandry any valiny na 0 na 10 de izay eo no eo!! ny tena tsy vohako ity tecnologie sy ny karazany ity!! de le histoire bufff sady indrindra fa tsy hainao izay tantara taloha tany de voatery mamerimberina be sy mianatra be fa tsy tahaka nysasany hoe mamerina fotsony fa ny sasany efa mba hay ihany!!:-o
11. ikaretsaka ( 18/12/2006 01:18)
ka tsy maintsy izay ehefa tsy an'ny tena ilay resaka history ko.. io koa aloha tena nandreraka ny nianatra an'io e.. heo za gasy de american history no nianarana.. fa tsara ihany ilay nahalala ny an'ny hafa mba hanampy anao hivelatra kokoa.
tany M/car ko za ny manoro no mahavantana ahy , hoe mifampipasy brouillon na formule..
aty indray moa ny resaka formula matetika dia open book daholo, dia misy mbola tsy any ihany .. dia ampiana ry zareo..de faaaaly ery nefa halatra ange sy triche le izy!
12. unjila ( 20/12/2006 18:52)
nena t@ 4em le formul reny na leçon tsy nenarako lesona de adikako @ ttsy kely de ataoko ao anaty mosoara de mody manisindelo de mijery e ,mbola tsy tratra mihintsy
13. nolalaina ( 26/12/2006 21:53)
Blagy kely!! :wink:

Nanao exam (anglais)

Bandy : pppsssttt!! inn no dikan'lé "I don't know" ??

Sipa : "chai pas"

Bandy : tony kou sipa mba be zesta miseho miavonavona tsssss!! anotanina ka "chai pas a chai pas"

14. cutie ( 26/12/2006 23:43)
:-D:-D:-D:-D:-D
15. tywa68 ( 27/12/2006 10:04)
:-D:-D
16. pissoa ( 27/12/2006 10:15)
nolalaina =))=))=))
17. niryna ( 26/01/2007 16:55)
simplex:


mangala tahaka tany @ secondaire, le histo-geo reny halako mintsy. Fa naiky tratra an :°)

ary ahoana ndray le mifanoro ?

t@ bac nisy sipa serie A teo akaikiko. Faly ery le izy natoroko fisika sy maty, nena ndray no tsy vita hatr@ farany.
Nefa le izy nety zakako mintsy fa siantifika loatra ony za tsssssssss, fatiantoka 1 lavaka :roll::twisted::twisted:





=))=))=))=))
18. niryna ( 26/01/2007 16:57)
miamiam:

izahay indray mpinamana maka fond de manokatra cahier mihintsy mamadiabadika mandika fotsiny tsy nisy ny controle firy tamin'izany fa maha-dondrona ihany ilay izy hihihihi!.....

=D=D=D milaza ny marina

19. niryna ( 26/01/2007 17:02)
ikaretsaka:

ka tsy maintsy izay ehefa tsy an'ny tena ilay resaka history ko.. io koa aloha tena nandreraka ny nianatra an'io e.. heo za gasy de american history no nianarana.. fa tsara ihany ilay nahalala ny an'ny hafa mba hanampy anao hivelatra kokoa.
tany M/car ko za ny manoro no mahavantana ahy , hoe mifampipasy brouillon na formule..
aty indray moa ny resaka formula matetika dia open book daholo, dia misy mbola tsy any ihany .. dia ampiana ry zareo..de faaaaly ery nefa halatra ange sy triche le izy!



Tsy maty atoka ianao fa efa any. Toa tsy hitako nivelatra ny saiko fa toa nandalo fotsiny:):)
20. fijo ( 03/02/2007 06:20)
ny ahy dia ny math no taranja tena tsy voako.na dia tia X aza aho.ny geometria dia tena haiko fa le algebra no tena tsy nety hay.le mpampianatra koa marikivy ka tena nahakamo.
de ny ahy rehefa manao fitsapana math,dia tsy mikasika io algebra io mihintsy aho.fa ny geometria ihany no mba ahazoana noty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2117