Tany ampianarana taloha....

21. lila ( 30/03/2007 10:48)
ny anay taloha am le matière be lesona be reny: science nat, histogéo, sns dia zaraina ny chapitre de samy mianatra 3 na 4 chapitre avy, fa refa tonga ny exam ndraindray ze chapitre nianaranao tsisy mivoaka fa manatena ny any am hafa fotsiny zany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0064