biz'oroka

1. fasaly ( 19/03/2007 16:03)
hon ho aho! tsy azo atao ve raha ampitomboina kely ny tahiry bozoroka fa managasiahasy be ilay manome biz'oroka tsy mahazo valiny nefa we zay mahay mamaly:lol:8):P
ohatra zao nisy nanome 14 zà tamity nefa dia ny efatra amin'izy ireo ihany no novaliko "faty":-D hoy lay namana zay.....de raha miandry volana manaraka de mbola ho efatra fotsiny ihany no hahazo valiny de ...:?:cry::cry::cry:
mba tiana ihany mantsy ny mamaly fitiavana anreny namana be fitiavana manome bizroka ireny:cry::-P
misaotra mialoha....^:^
novalian'i dadie ny 02/04/2007 11:10
2. ftma ( 19/03/2007 17:34)
Marina io lazain'i Fasaly io, tsy afaka manome ny hafa fa 4 ihany, maninona raha izay azo tonga dia alefa any @ Tahiry?
Fasaly: za mbola tsy nahazo avy any an :-*
3. fasaly ( 19/03/2007 17:54)
ftma: :-D:-D:-D tiko omena de omena ihany njy fa lay manome ahy palelo b try voavaly:?:wink:
fa omeko ka! aza matahotra:-*
ftma izay azo tonga de alefa any am tahiry ahoana aky zany fa tsy azoko8-)
4. kelly13 ( 19/03/2007 19:57)
za kou klou d tsy mbola nahazo tany @ fasaly e, nefa za nandefa :°)
5. fasaly ( 19/03/2007 20:23)
kelly: jereo zany izy aky!:? tam moments efa tsy nanana tsony aho zao no nahazo bizoroka tany aminjy de mbola anananjy trosa kou zany zà zao kalou atao liste d'attente mitsy njy fa tena tsy lasa zany hihihih kozé er! ary am fo feno fitiavana be no hanomezako azy:-*(l) zé manome vlou no mahavoa satria savy de mamaly zà:-D
6. kelly13 ( 19/03/2007 20:27)
za ankia ato mbola manana 4 b zao fa omeko iany njy na iany aza e! tsy mitady tambiny ankia za fa no injy mpinamzna b @ zandriko ankia d lasa mafinaritra ahy njy an :-*
7. fasaly ( 19/03/2007 20:44)
loooza! vao maika njay re zà nomenjy raika fanampiny de roa be zao zany ny trosa am volana manaraka hihihihih tena meko kan!:-*:-*:-*:-*
8. patrick2002 ( 19/03/2007 23:51)
Izany hoe raha azoko tsara izany ny tian'i fasaly tenenina ,dia asina DEVALUATION ,izany ny biz'oroka ,
Tsia ny valiny fasaly ah! ianao anie tsy voatery hamaly bizoroka ho an'izay olona manome biz'oroka anao eh!:o ,homeo ho an'izay olona akaiky ny fonao ilay biz'oroka, hanananao.
Ny ahy izaho 2 ny bizoroka azoko
fa kely jerena
toa betlahema ilay bizoroka :-D:-D:-D
atao inona no mahazo bizoroka 100 nefa tsy misy valeur-ny ,tsy ho infecté ve ny takolaka ry fasaly :wink:
9. fasaly ( 20/03/2007 06:45)
patrick, ny ahy ange vokatry ny fo dool no nanomezana ny namana ahy e! namana tiko mahafinaritra ahy dool kosa anie e!
de tsy maintsy ma mamaly araka ny filazan'ny ao am fanomezana biozoroka hoe izay mahay mamaly!!!:?
tena ao ny biz mamy be koa anefa (l)hummmmmmm
fa na izany aza ny oul nanome ahy bizoroka dia namana fidely amiko hatramizay ka hatramizao no mifanaraka tsara amiko knou!:?
zà tsy mila bizoroka zato tsy misy valeur ny a misy valeur ny be ny nanomezana ahy ireo, ohatra suite nlay dinika hoe "fasaly" iny de betraka ny nankahery, tsy tsara kosa ve izany amin'i pat:?::roll::? non! kosa e! za mahalala ny valeur ny zavatra omena ahy ka tsy ataoko osdiantsy hita izany na virtuel ihany aza:-P
10. ari.malala ( 20/03/2007 09:00)
fasaly, za v efa nomenjy? ;)
11. fasaly ( 20/03/2007 17:32)
:wink: omeko ka!:wink::-D
12. ftma ( 20/03/2007 18:24)
fasaly: izany azonjy izany tokony alefa any @ tahiry biz'oroka volana avril raha tsy lany ka :wink: de mba tsy 4 fotsiny ny ao fa mba 18 :D
Za zao nahazo maromaro t@ anniversaire-ko tonga ny mois de mars de nanjavona le izy :(
13. Ralay ( 20/03/2007 18:43)
ftma: izy io angaha azo cumuler-na zany fa depart à zero indray refa manomboka ny volana. Afaka mividy raha te hahazo betsaka ho zaraina. :lol:
14. fasaly ( 21/03/2007 06:30)
lka zà te hividy......:-P
15. ftma ( 21/03/2007 18:26)
ralay: za tsy manam-bola ko :lol: aleo omena za :-*
fasaly: mba hividiano akia za
16. fasaly ( 21/03/2007 18:35)
ftma: ka zà wa tsy te hivdidy.....aleo ihany ampenrasina ny torony ny tsirairay:wink::-P
17. kelly13 ( 21/03/2007 18:37)
ôtsinn no sahinareo fa nenà amidiko :°)
18. ftma ( 21/03/2007 18:38)
kelly13: mba omeo fotsiny akia fa tena kikina an
19. fasaly ( 21/03/2007 18:39)
fa aiza kalou no mpivarotra de manakory sy manakory ny fandehany sa hatao bizn njay izy io:-P:-D
20. kelly13 ( 21/03/2007 18:39)
tena efa miakatra b madama ny vidin'ny biz'oroka @ zao a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1244