biz'oroka

21. fasaly ( 21/03/2007 18:40)
:-D:-D:-D:-D:-D aleo mahazo fotriny zany raha izanyh kan!
22. kelly13 ( 21/03/2007 18:44)
eh eh eh madama aaa, tchichy omena fotchiny tchony @ zhao fianana efa sharotsa b zhao (ny vava @ io feno paraky)
23. ftma ( 21/03/2007 18:45)
Aleo dray tsy mahazo raha izany ka :lol:
24. kelly13 ( 21/03/2007 18:48)
tchy tinao nga madama ny parakiko?:-D
25. ftma ( 21/03/2007 19:18)
kelly13: nga tsy efa nasorina indray :wink:
Misaotra an'i dadie sy kelly13 fa nahazo biz'oraka 2 sahady za
Mangataka kay de mahazo ko :lol: fasaly sisa andrasana anome :-*
26. fasaly ( 21/03/2007 19:18)
:-D:-D:-D:-D:-Dkou flitôkchhhhh be mitsy kay lay bizrok'i kelly raha izany:? nefa de mbola mitady hataony bizn ihany:-D:-D:-D:-D:-D an an an ! sao manara pofona fa ny oul mantsy tia mamihina sy manroka izay ihany rfa miarahaba any ampesàna:-P
27. kelly13 ( 21/03/2007 20:54)
aza matahotcha njy ry fashaly fa ny paraky tchy lefy tsy mamofona zany a
28. fasaly ( 21/03/2007 21:46)
:-D:-D:-D:-D fa mipitipitika:-D:-D:-D
29. fasaly ( 21/03/2007 21:47)
kelly: no mamela tachy beuh! eo am takolaka:-D:-D:-D
30. kelly13 ( 22/03/2007 05:59)
:-D:-D efa napetako ny cholonifiko ka, ny mamela tashy beuu ekeko fa mipitipitika tshy ekeko kosha an :°)
31. fasaly ( 22/03/2007 07:19)
:-D:-D:-D:-D:-D eny ary kou fa choloy aky lay paraky njy soloy paraty pôrtasi^! dia tsy hamela tachy ary de ekeko foana ny bozoroka njy an!:-D:-D:-D
32. kelly13 ( 22/03/2007 07:45)
paraky gashy iany no manjha retsy a! nga kou mila ekena ry tonaka ty bizhoroka? :-D:-D:-D
33. fasaly ( 22/03/2007 11:52)
:-D:-D:-D:-Dtao ahona fa sarotsa ny miala am mahazatsa zany fa de hifafina fa fofokavana e!:-D:-D:-D
34. dadie ( 02/04/2007 11:09)
fasaly>:-* ty aki ny andry fa am fo koa fa ao am tahiry efa lany koa ny ahy nefa ny volana mbola ho ela :-* :-*
35. dadie ( 02/04/2007 11:10)
tara loatra ny naitako ty tsikera ty tsinona lol...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.065