mba hahasarika ny oul koa ve???

1. fasaly ( 12/01/2007 21:41)
tsy mitsaha-mivoatra e! inona izao no tena ilaina an'lay fiara ekolijika, dia izao indray ny fiara mandeha amin'ny bio-carburant, efa mihinana bio koa izao ny fiara atsy ho atsy:P hihihih......loza mitry !
novalian'i mpitsabo ny 21/02/2007 10:12
2. caprio ( 13/01/2007 00:29)
Fa nga zay hiany fa hivoaka zao ny BMW Série7 izay mandeha @ alalan'ny hydrogène,zany we ny maha-tsara azy ity dia tsy misy setroka mivoaka fa rano no mivoaka,zany we vapeur d'eau na entona hoy ny fitenintsika azy,ary marihiko fa efa nisy io fiara mandeha hidrogène io t@ taona 1998, ny fiara éléctrique moa dia efa t@ 1980 no efa nisy fa ireo karazany roa ireo zany dia azo hinoana fa efa ho betsaka any @taona 2010 any dia angony ny sosy ry fasaly fa mba hividy tsika ho entina mirozy saaa ahoana hoy enao:lol::lol::lol::lol:
3. fasaly ( 13/01/2007 08:34)
:-D:-D:-D caprio: ny ahy ilay bonne ocas ihany ka avelako efa okaziô alou vo mividy aho amzay tsy de lafo donko any am taona 2030 any mitsy ngamba :wink:
ka tena mahatsara ny totolo iainana marina ve klou zany hydrogène sy ny bio izany????
4. kally ( 13/01/2007 11:51)
Ka na hampanao fiara mampiasa bio-carburant aza rehefa ny fanjakana no mametraka hetra lafo kokoa noho ny lasantsy sy ny gas-oil tsotra hankaiza fa diany eo ihany no eo.
Zareo any Suède no efa lasa lavitra raha io.
5. Fiffi ( 13/01/2007 21:39)
nga tsy misy fiara mandeha @ rano ? :roll: (à vapeur)
6. fasaly ( 13/01/2007 23:10)
:roll::roll::roll: fangah efa nisy anzany aky ry fiffi?? kou tsy ho manja ve aky raha mande rano lay fiara fa dia ho be indray ny lava tongotra manitatra dia haleha hivoahana ny trano:-D:-D:-D:-D
7. kitjo ( 04/02/2007 10:55)
hahahha
d aona ko tsy hisy delestazina rano?
8. mpitsabo ( 21/02/2007 10:12)
BMW zao hamoaka ny X6 moteur hybride en 2008 araka ny vaovao, ny vidiny aloha dia mitovitovy @ X5 ankehitriny (version de base io).
Resaka sécurité aloha dia au poil mihitsy ! ! ! fa izao tout est géré electroniquement, ka izay no hoatra ny mampihahatra kely.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2046