" fafao"
1. fasaly
(
18/01/2007 20:42)
Toa tsy mande kay ey hery ilay hoe fafao ao amin'ny tsikeran'ny sary azafady indrindra tompoko!!!!:wink:
novalian'i fasaly ny 23/01/2007 19:13
13. fasaly
(
20/01/2007 16:35)
izy kou klou rah tsambikibmikina tsy laitra e! ary arokatra! hitany foana zay lavaka misy ny tokony hisy azy:?:-D:-D:-D
16. fasaly
(
20/01/2007 23:30)
sitlo bika sitlo kinga sitlo pika indrindra lay miova loko bdb ireny, hummm tsara pilasy izy ireny ka!:wink:
fiffi: ieny tkou wa , raha mitsonika ny sitlo de mandoto be mitsy de mila gaoma ihany ny farany, hitako izy no nisoty tampoka tato kay misy ifandraisanany ihany lay gaoma sy sitlo manao tasy:-D
fiffi: ieny tkou wa , raha mitsonika ny sitlo de mandoto be mitsy de mila gaoma ihany ny farany, hitako izy no nisoty tampoka tato kay misy ifandraisanany ihany lay gaoma sy sitlo manao tasy:-D
17. fasaly
(
20/01/2007 23:31)
sitlo: indrindra moa ilay tasy manao hoe "MM" ireny tena mila gaoma be mahitsiny:°):°):wink:
18. sitlo
(
21/01/2007 02:00)
Mitsonika ahoana ry Fiffi? 8-)
Dia aiza ny plasiny ametrahan'i fasaly azy?
fasaly:
sitlo bika sitlo kinga sitlo pika indrindra lay miova loko bdb ireny, hummm tsara pilasy izy ireny ka!:wink:
Dia aiza ny plasiny ametrahan'i fasaly azy?
19. fasaly
(
21/01/2007 10:35)
:-D:-D:-D:-Dao anaty torosy na bac à sitlo;-):-D:-D:-D na ao anaty poketra:°)
20. landza
(
22/01/2007 06:30)
tsy hamaly ny hv trao za fa hisaotra fotsiny namaly ny fanotaniko eh , mazotoa , landza