Bonne fête!

1. fasaly ( 13/05/2007 06:56)
bonne fête à toutes les mamans du serasera:-*:-*:-*:-*
2. diamondra27 ( 13/05/2007 07:40)
merci akia fasaly a! fa oviana moa le fety?
:-*:-*:-*
3. ikalapeta ( 13/05/2007 07:52)
tonga fety koa ikalapeta:-D:-D:^), sy izay efa nitoko rehetra!:-D (l):-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
4. fasaly ( 13/05/2007 08:06)
diam: fangah ny any aminareo tsy fety ny reny anio,,????! ny aty aminay fety ny reny aniio:P
5. rakaroka ( 13/05/2007 11:11)
'Ndriiiy Bonne fête ary ny reny rehetra e:*:*:*:*.
Dia omen'Atra "fahasalamana, fahavitrihana, fahendrena, vola @ harena sy mahazoa izay iriana daholo re!:lol::lol::lol::lol:
6. rakaroka ( 13/05/2007 11:13)
Fa heveriko fa 3 juin anie vao fête desmamans e:roll::?:
7. fasaly ( 13/05/2007 11:14)
houuuuuu! ary samy manana ny datiny zany knou!:roll::!::-D
8. mits ( 13/05/2007 11:35)
woaaaaaaaaaa!

@ 3 no fete ny maman kou!!! lasa aloha zany ny anareo a!
9. fasaly ( 13/05/2007 11:39)
mits ka zay lay lazaiko hoe sam manana ny datiny fa hande hi fêter izany mitry zao io aprèsm io an!:wink::-* fa de mi feter indroa zany ny reny serasera e!:-P
10. fasaly ( 13/05/2007 11:40)
fa manin tokotra ny samy manana ny datiny tsy fatako zany!!!:roll:
11. RITITI ( 13/05/2007 12:09)
tena zay koa tsy malala fa fety zany anio
12. fiaritiana ( 13/05/2007 12:12)
3 juin ny fetin ny reny!!!:roll:
13. fasaly ( 13/05/2007 12:13)
ny aty aminay zany tsy mitovy daty ny any amin'ny rehetra:wink:
14. rush ( 13/05/2007 13:04)
mbola @ 3 ny fetin'ny reny e!
15. sipagasy ( 13/05/2007 14:56)
fasaly annn izay akia ny mampiavaka anareo any .be annn, tsy mba mitovy @ rehetss ny daty fa maningana fooona hhihi, fa miarahaba ny reny .be izany aloha eh:-*
16. kelly13 ( 13/05/2007 15:01)
miciii ankia fasaly a, ny any italy kou tsy mitovy ny eto france fa tsy koi mihintsiny ka, miciii fôna fôna
17. sitlo ( 13/05/2007 15:02)
Kay ve mbola tsy fetin'ny reny any aminareo eh. :-D
Hafa koa izany. Samy manana ny datiny marina. Ary fasaly ary sao dia aty akaikinay ihany. :wink:

Arahaba ho an'ny reny rehetra, indrindra fa ny ahy. (l)
18. pissoa ( 13/05/2007 15:20)
bony fety doly ze efa reny oooo ! :-*:-*:-*

aty aminay efa fety koa :-D:-D:-D
http://en.wikipedia.org/wiki/Mother's_Day#Mother.27s_Days_in_various_parts_of_the_world
19. diamondra27 ( 13/05/2007 15:24)
fasaly: tsy maninona akia zany fa refa matsiaro de zay ihany a!

saika wawawa teo za fa we maninona no tsy nahazo bonne fety sa de efa nanadino?

Za manko mora miakatra zay ihany refa andro fety tahaka izao nefa tsy tsaroana. C'est mon défaut

de mahazo bonne fety indroa zany de faly be :-D:-D:-D:P
20. majakely ( 13/05/2007 18:02)
merci fasaly ,aty suisse koa fetin'ny reny androany ka...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2258