Bonne fête!

21. fasaly ( 13/05/2007 19:01)
hummm! soa fa mba niaraka tam majakely sy sitlo ny fetin'ny eny fa manigana rery araka ny filazan'i sipagasy marina:wink::oops::-D hay ny any aam pissoa koa fety izany de iza no tena tsy maharaka ny daty amzao:-p
22. Fiffi ( 13/05/2007 19:06)
de bonne fête zany ny maman any ho any ...:)
23. fasaly ( 13/05/2007 19:12)
fa zà aloha miarahaba ho an'ny reny rehetra fona fona fa zà tsy misy mpiarahaba fa tsy maman hono de:cry::cry::cry:try mahazo nin nin:?
24. Fiffi ( 13/05/2007 19:16)
ndryyyyyyyyy......mbola ho avy ny anjarandry akia ry fasaly an ! :-*:-*:-*:-*

ao fa harabaiko aza ....bonne fête fasaly :):-*:-*:-*
25. ratonga ( 13/05/2007 19:16)
dé bônefety ko zany ny future maman:wink::-*
26. fasaly ( 13/05/2007 19:25)
fiffi: hihihih! ka lay kadô no tiko ho azo knouuuu!:lol:
27. melody ( 13/05/2007 19:26)
d manao fety 2 aho izany kou, ny anay efa lasa :)
28. fasaly ( 13/05/2007 19:28)
ratonga: sotsaaaaa an! enga anie!:-*
29. Fiffi ( 13/05/2007 19:38)
io aza....:):-*:-*:-*
30. tynah ( 13/05/2007 19:47)
any an'in alouh no fetin'ny reny eh!8O toa tara be zah zany??? sao d any Dago??? zah tena tsy mahalala fa am 3 juin no fantatro. Mitomany zay mamanay any rah fetin'ny reny any Dago androany. Maty ahhhhhhh mama ahhhhhhhhhh!!!:oops::oops::oops: D roviana ny fetin'ny Ray any Dago ? sao koa kah tsy mahalala zah d voa mafy be eo koa.
31. Fiffi ( 13/05/2007 19:50)
non ! mbola am 3 Juin fa ny any am fasaly no en avance....
32. cutie ( 13/05/2007 19:56)
aty koa fetin'ny reny :lol:
33. Fiffi ( 13/05/2007 20:01)
de bonna fête koh zany cutie ! :):-*:-*:-* heu...future io an !
34. fasaly ( 13/05/2007 20:04)
hummmm merciii fiffi c gentil be:-*


tynah: ny france sy maà miaraka ny fety kan!


cutie arabaina koa zany njy fa ho future maman any aoriana any koike.....:wink::lol::-*
35. Fiffi ( 13/05/2007 20:14)
fasaly:
cutie arabaina koa zany njy fa ho future maman any aoriana any koike.....:wink::lol::-*
:-*:-*:-*


36. ftma ( 13/05/2007 20:15)
diso daty anie fasaly izany e matahotra ny ho tara nga njy io :-D
mbola 2 juin ny fety de mère
na izany aza tokony ho fetin'ny reny foana isan'andro
bonnes fêtes neny rehetra :-*
37. fasaly ( 13/05/2007 20:38)
ftma: tena tsy diso daty aky fa fetin'ny reny aty aminay anio an! avy ni feter azy mitsy io zao......(l)
38. cutie ( 13/05/2007 20:46)
isika rehetra ho future maman daholo koa
afa-tsy ze hanao masera :lol:
39. fasaly ( 13/05/2007 21:22)
izaho aky ry cutie:cry::cry::cry:
40. cutie ( 13/05/2007 21:28)
hanao masera ve ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0804