Bonne fête!
61. fasaly
(
14/05/2007 22:47)
ratonga: haiko ka! ka mbola tsy mahay mikotrika atody nge zà de mbola tsy tafa am lay maman e! hihihi moa ny partenera tsy mbola misy fa mbola tedavina ihany etsy andaniny:^):^):^):-D:-D:-D
aleo anovan'ny ankizy sirprizzy toi raha tsy hay ny daty ny fetdepère:-P milay nge lay tongavan'ny papooz vao masil ao ampnajina hoe bonne fety papannnn!
ny anay taloha nasiana rhum kely ny kdô ny père:-P;-)
aleo anovan'ny ankizy sirprizzy toi raha tsy hay ny daty ny fetdepère:-P milay nge lay tongavan'ny papooz vao masil ao ampnajina hoe bonne fety papannnn!
ny anay taloha nasiana rhum kely ny kdô ny père:-P;-)
63. sympa
(
14/05/2007 23:20)
=))=))=))=))=))=)) otrany mandinika ihany ao hoe eo @ le torimasonao masiro tsara iny ry zareo no tonga de avy ngamba misy raha ihany aloa eo zay vao gaga hoe 8O ay moa fetiko anjoany kle :!: ahahahahahahahah :-D:-D:-D
64. cutie
(
14/05/2007 23:39)
cutie: tsy manana partenera aky de tsy tafa amzany a! njy rovina no maman????
za koa nga manana partenera
hitadiavo any e lol
66. sympa
(
15/05/2007 00:40)
cutie:
za koa nga manana partenera
hitadiavo any e lol
=))=))=)) feno bdb ato raha hitady enao klo eee :!: :-D:-D:-D
67. cutie
(
15/05/2007 00:51)
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 15-05-2007 02:37:29
Lohateny : Re : Bonne fête!
mieritreritry ny hikotrika ko ngà i cutie
hanampy ahy nga i ratonga :-D:-D:-D:-D:-D
68. cutie
(
15/05/2007 00:51)
Mpandefa : sympa [ Valio ] 15-05-2007 02:40:55
Lohateny : Re : Bonne fête!
Hoy i cutie:
za koa nga manana partenera
hitadiavo any e lol
feno bdb ato raha hitady enao klo eee
tsy mahita za wa
mba atoroy lol
69. fasaly
(
15/05/2007 06:20)
ratonga: ka tsy alpy elatra hikotrehana de izay no mahasarotra azy e! satria mila kotoronina tsara ny atody:roll::-D:-D
70. ratonga
(
15/05/2007 06:24)
cutie:ie asa fanasoavana vé isy otrizany dray:-D:-D:-D:-D
hanampy ahy nga i ratonga :-D:-D:-D:-D:-D
71. Fiffi
(
15/05/2007 06:27)
mbaliana:mbaliana: http://www.aquadesign.be/news/article-1011.php
taty aminay koa fete de mère....
ftma sy fiffi> diso nareo roa fa tara loatra :-D:-D:-D:-D
72. ari.malala
(
15/05/2007 06:50)
raha aty Dago d mbola am 03/06 ny fetin'ny reny, fa misaotra nahatsiaro dia miarahaba sahady ny reny rehetra dia mirary soa be dia be aza e :-*:-*:-*dia samy ho tratry ny am 03/06 ndray de mifampiarahaba ndray zany @ io :)
74. fasaly
(
15/05/2007 16:14)
fiffi ny any am nareo no tsy norme ny daty fa aty aminay mitovy am any rehetra any italy etats unis suisse allemagne sns:wink::-D:-D:-D:-D
75. Stretch
(
15/05/2007 17:47)
http://www.aquadesign.be/news/article-1011.php
La fête des mères date : le 3 juin 2007 en France, le 13 mai 2007 en Belgique
La fête des mères date : le 3 juin 2007 en France, le 13 mai 2007 en Belgique
78. Stretch
(
15/05/2007 17:56)
ny prôsainimà am zao mamirapiratra be mintsy eny am pivarotra ny any amnareo ny laozany toetr'andro, ny katsaka zao angonina tsara mintsy hijerena filma :-D
79. sitlo
(
15/05/2007 17:59)
fete des meres izany no tsy migany indrindra raha samy fety. Tokony fohanana mihitsy. 8-):wink:
80. Stretch
(
15/05/2007 18:03)
andray ry le . . .
ndry nga ky tsy manana mama ?
za zao tam lahady mbô nanao asa soa ngôda be mintsy niaraka restaurant tam rafotsy manana zanaka nefa le zanaka tena . . . tsy izy ko .
faly ery izy nitondrako bonne fete mamie.
:-P
ndry nga ky tsy manana mama ?
za zao tam lahady mbô nanao asa soa ngôda be mintsy niaraka restaurant tam rafotsy manana zanaka nefa le zanaka tena . . . tsy izy ko .
faly ery izy nitondrako bonne fete mamie.
:-P