Bonne fête!
81. sitlo
(
15/05/2007 18:06)
Manana mama aho fa ny mamanay tsy tia fete des meres izany.
Ny azy hoe tokony ho isan'andro izany. Dia tsy tiany izany omemena cadeaux fete des meres izany. :°)
Ny azy hoe tokony ho isan'andro izany. Dia tsy tiany izany omemena cadeaux fete des meres izany. :°)
82. Stretch
(
15/05/2007 18:09)
de nareo zany manao fety fôna isan'andro ?
za ko klou tsy tia cadeaux e !
ny a le bon d'achat na gutschein reny ny tena ahombiazako :°)
refa le anniversaira reny le fanarina an le vonikazo refa malazo no tena blem.:{
za ko klou tsy tia cadeaux e !
ny a le bon d'achat na gutschein reny ny tena ahombiazako :°)
refa le anniversaira reny le fanarina an le vonikazo refa malazo no tena blem.:{
83. sitlo
(
15/05/2007 18:14)
Tsy hoe manao fety isan'andro fa tokony ho isan'andro hono ny fanehoana fitiavana fa tsy indrepande dia mipila.
:lol: za zany tsy hanome vonikazo fa bon d'achat ana music no omena :lol:
:lol: za zany tsy hanome vonikazo fa bon d'achat ana music no omena :lol:
86. cutie
(
15/05/2007 23:13)
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 15-05-2007 08:24:35
Lohateny : Re : Bonne fête!
Hoy i cutie:
hanampy ahy nga i ratonga
ie asa fanasoavana vé isy otrizany dray
mianjy an'i ratonga zany za :-D:-D:-D:-D
87. mamzelkely
(
16/05/2007 08:43)
bonne fety dôly zany ko za eto anelanelany no manao bony fety de amizay marimaritra iraisana :°)
88. cbd
(
16/05/2007 09:56)
8-)8-)8-) Fa inona ireto marina 8-)8-)8-) :!: :-D:-D mahalatsaka mintsy nareo ka :!: :-D:-D
93. Stretch
(
16/05/2007 19:41)
fa inn klou ty resahanareo e !
latsaka ve ny fetin'ny reny ?
de tena tsy ho hisy tsony zany ra izany no izy. :°)
latsaka ve ny fetin'ny reny ?
de tena tsy ho hisy tsony zany ra izany no izy. :°)
94. sympa
(
17/05/2007 14:17)
=))=))=))=))=)) Vao maika mahalatsaka mintsy reto marina ka :!: :-D Iza no hitaty ao eo raha ho latsaka eo za marina :!: :^) I fasaly ve :?: Vonona ho hilatska ao raha izany kle :!: :°):-D:-D:-D
