Fifanampina an-tendrilavitra

1. ds ( 04/02/2007 22:02)
Sparks-angels, fitaovana iray ahafahana mifanampy an-tendrilavitra. Efa misy fitaovana hafa koa (vnc, ...) azo ampiasaina saingy indraindray sarotra ho an'ny tsy matihanina ny mampifandray solosaina roa an-tendrilavitra (olana routeur, proxy, ...). Ity iray ity kosa HONO (tsy mbola nandramako an :-)) mora kely ny mampiasa azy.
Vakio ato
novalian'i hery ny 05/02/2007 08:51
2. Fiffi ( 04/02/2007 22:29)
hummm....aleo aloha vakiana miadana :) misaotra nizara .
3. hery ( 05/02/2007 08:51)
Tena ity mihitsy no notadiaviko. Inoako fa afaka mihoatra ny router izany io. Ny VNC mantsy amin'ny sasany misy olana.

Aleo andramana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.081