Martinicette

1. ds ( 27/06/2007 19:22)
[IMG]http://img172.imageshack.us/img172/9364/photo1go2.th.jpg[/IMG]
novalian'i rvoulah ny 01/07/2007 07:42
2. fasaly ( 27/06/2007 19:47)
misaotra ds tamin'ny sary...ontsa e!
3. Fiffi ( 27/06/2007 20:10)
:(:(:(:snif:
4. ds ( 27/06/2007 20:24)
[IMG]http://img122.imageshack.us/img122/5982/actededcs1vp8.jpg[/IMG]
5. Fiffi ( 27/06/2007 20:28)
:snif::snif:
6. kally ( 28/06/2007 07:04)
Tena tanora loatra!:cry:
Mirary fiononana feno ho an'i ds sy ny fianakaviany.
7. booboo ( 28/06/2007 09:09)
Lasana aloha loatra tokoa ...

Mirary fionona ho an'i ds sy ny fianakaviany koa.
8. Fiffi ( 28/06/2007 13:17)
Mirary fionona ho an'i ds sy ny fianakaviany koa zah ! :(
9. mignone ( 28/06/2007 14:25)
mirary fiononana feno
10. tisera ( 28/06/2007 16:56)
:snif::snif:tena mahaontsa tokoa fa mbola tena ao anatin'ny fahatanorana nefa na izany aza tsy maintsy mitraka ka dia Andriamanitra Tompo anie hanome fiononana tanteraka ho an'i ds sy ny fianakavian'i martinicette rehetra na ny aty ivelany na ny any dago :-*:-*:-*:-*:-*
11. tywa68 ( 28/06/2007 19:00)
Tena mampalahelo fa dia mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana :cry::cry:
12. andry08 ( 28/06/2007 19:56)
Mamangy amin'ny fahoriana dia aza misosoka halahelo intsony, mahereza!
13. meva2 ( 29/06/2007 06:05)
mafy ary mandrotika fo tokoa ny vaovao mampalahelo toy izao, indrindra fa ny mieritreritra ireo ray amandreny namoy zanaka mbola tanora dia tanora.
Miombom-po tanteraka amin'ny fianakavian'izy 4 mianadahy aho ary mitrotro azy ireo amim-bavaka mba hananany hery sy fitiavana hisantarany izao lalampiainana sarotra diavina izao.
14. rvoulah ( 01/07/2007 07:42)
Mirary fiononana feno ho an'i ds sy ny fianakaviana rehetra , mitrotro am-bavaka .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0825