Sokajin'ny mpiasa

1. ds ( 15/01/2008 21:08)
Notsinjaraina ao anatina antoko 5
misy sokajy 12 ny mpiasa malagasy.
Ao anatin'ireo, dia mety misy
ambaratonga (échelon).

1) M1 - M2 / 1A - 1B / OS1
Mpiasa tsy manana fahaizana manokana afaka
manatanteraka asa tsy mila fianarana

2) OS2 - OS3 / 2A - 2B / 3A - 3B / OP1
(fitaterana : C1 - C2 - C3 - D1 - D2 - D3)

Mpiasa tànana manam-pahaizana manokana
amin'ny asany

3) OP2 - OP3 / 4A - 4B / 5A - 5B (fitaterana : C4 - D4)
Mpiasa manam-pahaizana nahazo fiofanana lalina

4) Injeniera na mpiandraikitra (cadre)

5) Mpiandraikitra ambony (cadre supérieur)
2. xxx ( 15/01/2008 21:41)
toa fa ohatrizao ihany ny filaharany hatrizay ko!
3. ds ( 15/01/2008 22:17)
xxx:

toa fa ohatrizao ihany ny filaharany hatrizay ko!

Ie, ary tsy hita izay maharatsy azy :-)
Nisy nangataka tary amin'ny "eritreritra mandalo" io fa ato no toerana tsara misy azy.

4. sasa ( 16/01/2008 04:07)
efa otranzao mintsy hatramzay fa ny tena mandreraka d ny an'ny mpiasa privé refa misy fisondrotana d le 4 sy 5 tsy ao anatin'ny mahazo augmentation mintsy :roll::roll::roll::roll:
5. endrika01 ( 28/01/2008 09:55)
Dia arakaraka ny sokajy misy ihany koa izany ny karama raisina?Misy asa ambony sy ambany zany?
6. Vitsikakely ( 10/02/2008 09:22)
ds:

Notsinjaraina ao anatina antoko 5
misy sokajy 12 ny mpiasa malagasy.
Ao anatin'ireo, dia mety misy
ambaratonga (échelon).

1) M1 - M2 / 1A - 1B / OS1
Mpiasa tsy manana fahaizana manokana afaka
manatanteraka asa tsy mila fianarana

2) OS2 - OS3 / 2A - 2B / 3A - 3B / OP1
(fitaterana : C1 - C2 - C3 - D1 - D2 - D3)

Mpiasa tànana manam-pahaizana manokana
amin'ny asany

3) OP2 - OP3 / 4A - 4B / 5A - 5B (fitaterana : C4 - D4)
Mpiasa manam-pahaizana nahazo fiofanana lalina

4) Injeniera na mpiandraikitra (cadre)

5) Mpiandraikitra ambony (cadre supérieur)




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1663