aniversera!!!!!!!!

1. kitjo ( 22/06/2004 15:19)
Andao atao fiarahabana ze manana aniversera e, indrindra reo namana mpianakavim-porum..... satria ny namana tsy mankato tsy mahita...

Arahabaina dol ze tratry ny annif anjoany d arahabaina manokana i "akamatiana" ato @ forum..

Bizzz

novalian'i booboo ny 14/03/2005 22:47
2. nananie ( 22/06/2004 16:31)
Hevitra tsara 'zany ka.De bon anniversera hono 'zany Akamatiana e! Biz mirefotra e!
3. voninkazokely ( 22/06/2004 17:05)
Tratry ny andro nitsingerenan'ny taona nahaterahanareo daholo nareo é
4. methode ( 22/06/2004 17:38)
Bon anniversaire izany izay tsy fantatray ny daty nahaterahany! Izaho nazoto be taloha fa taty aoriana maro no manao daty fôsika dia tsy nanao intsony aho!! Hihihi
5. ramoul ( 22/06/2004 20:38)
Bonne aniff dôly ze tratrany rehetra zany é!
6. olly ( 22/06/2004 20:41)
tratrin'ny fetiny aby e !
7. fijo ( 22/06/2004 23:32)
hevitra kit io ka.dia miarahaba ny namana tratran'ny androny androany e.
8. six ( 23/06/2004 05:33)
D arahabaina daholo zany ze tratry ny annifffffffffffff ne
bonne anniverseeraa hono eeee!!! d la2ina manokana mintsy
d ze retrarertra e!!!!!!!!!!!!!!!
9. lanto ( 23/06/2004 06:15)
bon versera la2ina a ! bizzz be njy !
Arahabaina daholo ireo anaty lisitra ireo a!
10. hery ( 23/06/2004 06:55)
dia anniv -n'i Jo_ ao amin'ny chat kou androany :)
Bon anniv joooo (A.K)
11. unik ( 23/06/2004 21:36)
bonne anniversaire akia ry malala a a a a! bonne anniversaire akia ry chérie e e e!!!
12. fijo ( 23/06/2004 22:13)
o ry unik an,sao mihady eo i malala sy cherie ka ho loza.
13. lanto ( 24/06/2004 07:14)
Bon annif ze teraka ndroany ô ! de arahabaiko manokana i McFy :)
14. kitjo ( 24/06/2004 13:35)
Miarahaba manokana an i McFy d ankafizo ny fety e,
Asio tsipopoka,ihihihihih
15. fijo ( 24/06/2004 23:53)
tandremo sao may e.
16. kitjo ( 25/06/2004 06:56)
Arahabaina ze tonga fety anjoany e
Tanjemo tsara mba ho labozia no arehitra fa sao mifandiso @ tsipopoka....
17. kitjo ( 27/06/2004 05:33)
Arahabaina i Madagasikara fa adinotsika,

biz'oroka koa!loll
18. xxx ( 27/06/2004 17:50)
Zà manao zoaezaniversera an'i Aladin, androany 27 jona. Enga anie ka marina io daty io :)
Bizz bé aladin !!!
Oully
19. fijo ( 28/06/2004 23:44)
homeo x ary aladin e.
20. dasy ( 29/06/2004 13:29)
sao mba nisy nahazo ny kabary nataon'ny president Ra8 t@ fety 26 juin iny, mba alefaso ho ahy
dasy
ity ny adiresiko: frakoton@wanadoo.fr
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.193