mila fanazavana

1. xxx ( 20/06/2004 15:57)
efa mba nisy nahazo olon-tiana na vady tato ve isika mpikambana ato @ ity serasera ity? Tsy izany mantsy fa lasa ihany ny saiko hoe mba efficace ve ny fitadiavana izany ato? Dia A+
novalian'i fijo ny 28/06/2004 22:58
2. yonikafopl ( 20/06/2004 18:05)
mijereva i xxxx any @ loha hevitra hafa any fa efa betsaka ny valiny lazain'ny namana hafa any.
3. ikaretsaka ( 20/06/2004 21:02)
jerijereodi aadihadio fa misy betsak aato
4. akamatiana ( 21/06/2004 11:09)
fa maninn xxxxx tsy mampiseo ps e , azavao alou de avy eo zay manome fanazavana an'i xxxxx
5. kitjo ( 21/06/2004 11:21)
mitady xxxx ho azy ko izy ngamb e
6. unik ( 21/06/2004 13:28)
mety marina io ani kitjo io!!!
7. nananie ( 21/06/2004 15:10)
de samy m'xxxxx ao izy 2.
8. xxx ( 21/06/2004 17:54)
miverina ho resak'x indray ve izy izany e?dia x + x = zanaka x ny farany ! mahafinaritra kah!
9. yonikafopl ( 21/06/2004 19:18)
hery sao dia tokony halana tsy ho namana intsony io xxxxxxxxxx io azafady !!!!!!!!!!!!!!!!
10. akamatiana ( 21/06/2004 19:25)
oufff , tena tsy rariny tsony io e, dakao any io ry hery a, tsy manantsaina , tsssssssss
11. admin ( 21/06/2004 20:23)
Esorina tsy ho namana intsony i nirvana

Misaotra betsaka.
12. unik ( 21/06/2004 21:09)
mba mitady ny anjarany kosa izy e! otran ny rehetra nitady teo aloha izany!!!
13. fijo ( 21/06/2004 23:14)
fa inona kay no nataony no dia voasazy mafy izy?sa nanompa?
14. kitjo ( 22/06/2004 02:40)
Sao d mba tsy rariny kosa io ry Hery fa mba manala le ol, amiko alou tsy tokony nesorina izy fa tsy oe manompa io na teny ratsy akory fa manala.

tsy haiko aloha e!
15. ikaretsaka ( 22/06/2004 03:26)
efa voa ala tsy ho namana izy
16. samoina ( 22/06/2004 06:57)
Fa mpiandraikitra tokoa angaha io admin io sa mba pseudo toy ny rehetra ihany e ! Na zà no efa soara tsy maharaka resaka intsony mantsy fa tsy takatro loatra ny hadisoan'ilay xxxx !!!! Sa resaka tany ambadika tsy fantatry ny namana angamba ?!!
17. mumu ( 22/06/2004 07:10)
nanompa be iny teo!!
18. samoina ( 22/06/2004 07:14)
izay izany no tsy hitanay e !
19. angie ( 22/06/2004 07:26)
Araky ny fepetra ato @ namana zany dia voatery noesorina tsy namana intsony izy.
20. admin ( 22/06/2004 09:32)
Nametraka ompa reny be teo i nirvana kah. Fa efa nofafaina ny hafatra satria tsy navela ho hitan'ny olona rehetra...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4238