mila fanazavana

21. akamatiana ( 22/06/2004 13:02)
admin , de aona zay nahita zany , tena fanina mitsy za namaky le nosoratany teo marina . oufff mba sahy mitsy le nirvana iny a
22. mumu ( 22/06/2004 20:20)
akamatiana hihihih
23. fijo ( 22/06/2004 22:48)
za aloha dia anisan'ireo tsy nahita ilay zava nisy fa raha ompa izany kosa no atao eto dia tsara ny manala azy.ny olana dia hafaka hiverina amin'ny ps hafa izy.io no olana amin'ilay tsy misy sary.
24. ikaretsaka ( 23/06/2004 01:58)
alao baraka .. ogahogay
25. mumu ( 23/06/2004 07:17)
fijo aleho izy hiverina eo fa dakana izy raha mbola mamerina e!!
26. dotmg ( 23/06/2004 14:29)
fijo> Ssssh, hita anie ny ladiresy IP nampiasainy e, dia ny imailaka nataony koa fantatra ka tsy tokony ho azo idirana intsony. Sady na misy sary aza angaha mahasakana inona? aleo izy haneho ny hadalàny fa ny andraikitry ny admin sy ny mod dia ny manala izay mitapitapy tampoka fotsiny.
27. angie ( 23/06/2004 18:37)
ny namana dia natao mba hanitsy ny namana sasany fa tsy natao hitarika azy any @ ratsy,
Ary ny tsy fisian'ny zavatra toy ireny no mbola mahasamy hafa ity site ny namana ity hoy aho ary maro no nisafidy azy noho izany. Ka tena mety ny anesorana ny olona toy ireny fa manjary manimba ny imagen'ny serasera.
28. fijo ( 23/06/2004 21:46)
za aloha dia tsy voako mihintsy ity manompa ity e.raha izay dia marina fa ny manala no tsara.
29. yonikafopl ( 23/06/2004 23:35)
za no sendran'ilay ompa voalohany tena misy tsy mahay manaja tena ny sasany, sady tsy manaja ny nahitany masoandro. ggrrrrrr
30. kitjo ( 24/06/2004 13:33)
oooppsss...
zany?
zafady fa za tsy nahalala an'izany d zay nitenenako an'io e.
Mety k!
31. fijo ( 24/06/2004 23:18)
dia samia mifehy tena sy manaja ny namana e.
32. ikaretsaka ( 28/06/2004 22:35)
izay mihitsy
33. fijo ( 28/06/2004 22:58)
tsy zavatra sarotra anie izany e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2145