Anjely latsaka an-tany

1. ille ( 21/06/2004 10:38)
Raha jerena ny hafatra apetraky ny namana ato dia milaza daholo hoe: za d olona tsotra, tia namana , tsy tia mandainga snsns,, de anjely daholo eh , fa maninona anefa raha ny tena marina no ambara eh!
novalian'i fijo ny 25/06/2004 00:31
2. alz ( 21/06/2004 10:47)
Ka ny akamaroan'ny namana ry ille dia mieritreritra tokoa fa zay izy, olona tsotra, tia namana tsy tia mandainga. Mieritreritra fotsiny aloha fa ny pratika no tsy fantatra.
Za aloha dia olon-tsotra, tia namana sy tsy tia mandainga e!
3. kitjo ( 21/06/2004 10:56)
Teneno aloha ny an i ille ary e
k hamorona kosa ary ve e?

za zao ol mpanao hiihhihiih lava d teneniko zany oe za ol konjo be?lolll
4. ravatorano ( 21/06/2004 11:32)
ka izay no marina sa kosa voatery tsy maintsy hilaza hoe zà d tena maditra b na nohon ny nahita tao amin ny forum aho fa misy marina ny lazain i ille d novaiko ny momba2 ahy ka natokoa toy izao
ravatorano : olona kell , b fika , mahay mampiesona fa mitanjema nareo hihihihi hoy ikitjo zay
fijo b (fijou = fetsy ) fa tsilay namana atokisako sy azoko ianteherana iry ah ,farany olona masik ravato ka tandremo fa tobahany rano vao torahany vato avy eo.
i ille mbo lazao ny momba anao marina ho jerna tokoa hoe
5. ille ( 21/06/2004 11:51)
Tsy misy ry zareo ny tonga lafatra ah: mba tsara ambara ihany ny toetra ratsy sasany fa manjary voafitaka ny namana sasany: "nanatena hisotro wisky kinajo sendra ranon'Apango" hihihih
6. malaky ( 21/06/2004 12:16)
Ka tsy maintsy manao Pub ny tenany izy mba hanjonoana an'ise ry ille ah!! d rehefa tafiditra ao anaty aratony isé vao mahita hoe poizina mahafaty sa sakafo mahavelona no nafafiny.
7. alz ( 21/06/2004 12:45)
Malaky zany koa a! nga voatery hifanjono sy hifanome poizina. Miserasera fotsiny dia izay.
8. lema ( 21/06/2004 13:12)
ka ny olona anie no mahita ny toetraratsin'ny tena fa tsy ny tena e!
9. six ( 21/06/2004 13:12)
marina zany e! zay no eritreretina fa mba maha izaho anà d lazaiko,
ille>nefa d sur ve enao f'efa zany doly no nosoratan'ny oul retra ato, sa efa nojerenao doly, za zao sur fa mbola ts nojerenao akory le momba ahy, nefa za ao milaza fa .....
10. rijah ( 21/06/2004 13:34)
Eny hoa ra six : mbola tsy nojeren'i ille mintsy angamba ny momba ana ka !! hafa miitsy ny ahy no nosoratako ao!
Fa na izany aza dia ny ankamaroany dia io voalazan'i ille io eh! tsy azo lavina izany!
Fa i Malaky angaha efa voajono eh!!! sa manjono hihihihihi
11. xxx ( 21/06/2004 14:55)
kaz raha miteny kosa ange hoe za dia manana fahalemena, mandainga, mihatsaravelatsihy indraindray, mora tezitra sns dia tsy misy mandeha hafatra sy bizoroka e hihihihi !!!!!! za klou tsy izany an !
12. nananie ( 21/06/2004 15:26)
xxxx : 'zany an?


13. yonikafopl ( 21/06/2004 21:03)
izay tiany soratana ao ihany io ry ille a! rehefa manoratra any aminy ianao ka manao fopl izy dia farano hatreo e! any ankafa njay mandany ranomainty hi hi hi hi hi
14. tiana1 ( 22/06/2004 16:09)
F'angaha rehefa tsotra dia anjely ? Toa ilay fahatsorana minintsy ara no mahatonga tsy fetezanjavatra !
15. hery ( 22/06/2004 18:23)
Entre pà,
mba fantatrareo mou fa ny fijerena ny mombamomba ny namana anakiray raha fantatra ny pseudo dia toa izao?
namana.serasera.org/iza:pseudo

Sao dia mba manampy mantsy io...
16. rijah ( 23/06/2004 09:02)
tiana1//// Tsy hoe izany kosa eh!!Tsy le hoe tsotra ihany fa mba tenenina koa hoe miaingitraingitra eh! hihihih misy tokoa anie ny sasany izany de tena tsisy pentina mihitsy raha ny filazany azy eh!
"Feno fitaka ny fiainana" hoy ny fitenenana izay!
17. fijo ( 23/06/2004 23:22)
ka io koa ra lille rehefa miserasera aminy ianao dia hitanao ihany fa aza terena hanaratsy tena ny olona an.
kitjo>ampiako kely ny momba azy.mitady NAMANA IHANY.ih,ih,ih,
18. kitjo ( 24/06/2004 14:08)
fijo> hihhiihi, mitady bdbeeeeeeeeeeeeeeee mitsy ankoatra ireo efa namana fa tsy le anomezana fahafaham-po an i ille oe mamorona an

ny anah kosa aloha tsy anjely zany no ao e

ille>sao d oe anjely latsaka antranokala?lolll,sshuuttt
19. nikopol ( 24/06/2004 14:17)
Ille : matetika ireo namako no miantso ahy hoe "angel" fa izaho indray no tsy mino an'ilay izy.

Mbola tsy sendra namana fopla aho tato na dia misy efa manono tena aza ny sasany. Touche du bois alou e!!
20. kitjo ( 24/06/2004 14:33)
hahhahha
niko> mmhhh, misy efa oe mi-...fopl nefa lazain ille manao ho angel,ihihiih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3518