Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i aly, milahatra araka ny daty
aly ( 03/10/2005 18:26)
Mitady Zafindravoromanga aho
Raha misy avy any @ zafindravoromanga ianareo dia te-hiresaka aminao aho... tohiny
novalian'i Clatou ny 19/10/2012 14:31
aly ( 28/04/2005 18:48)
Namana eto La Réunion
Manasa ny namana rehetra eto La Réunion hiaraka aminay hilanonana ny asabotsy 25 juin 2005 ao Tampon. Mpilalao mozika malagasy no manafana ny sehatra ary ny romazava tsy hadino.Mitady sovaly telo mar... tohiny
novalian'i aly ny 20/05/2005 19:10
aly ( 21/06/2004 17:55)
FJKM IVELAN'MADAGASIKARA
Inona no antony hanokafana FJKM aty andafy kanefa efa misy FPMA? Vola mila miditra any Dago sa fitazaina aram-panahy atao amin'ny teny gasy?... tohiny
novalian'i ramaso ny 29/07/2004 15:06
aly ( 19/02/2004 18:18)
FIANGONANA JESOSY Mamonjy
Inona no tena marina ny amin'io fiangonana io fa toa be dia be ny resaka mandeha. Secte ve io sa FJKM sa FPVM? Iza no tena mpino katolika, propesta, loterana témons jehova sa ionona?... tohiny
novalian'i flmlot92 ny 01/12/2012 18:05
aly ( 02/01/2004 15:48)
Fandalovana ao Tana
Inona no mety hatao mba hanaovana vakansa tsara ao Tana miaraka @vadiama-janaka no sady hafaka mandray iero namana nefa tsy manelingelina ireo fianakaviana eo antoerana satria ao @ dada sy mama dia ef... tohiny
novalian'i kitjo ny 19/03/2004 18:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.221