Mitady Zafindravoromanga aho

1. aly ( 03/10/2005 18:26)
Raha misy avy any @ zafindravoromanga ianareo dia te-hiresaka aminao aho
novalian'i Clatou ny 19/10/2012 14:31
2. fasaly ( 03/10/2005 18:51)
aiza mou zany tanàna zany e! sao mba avy any zahay?
3. Herimiafina ( 04/10/2005 03:39)
Mba tantarao aminay hoe ry aly ny momba izany tanana manintona ny saina aman'eritreritra izany?

Iza i Ravoromanga ary firy ny isan'ny zafiafiny sao de mba misy mety aminay koa? hehehehehehe:-D
4. Lalakely ( 04/10/2005 10:25)
Aly, malahelo aho milaza aminao fa i Raibezafindravoromanga no razana niandohako saingy efa nifangaro amin'i Ramatoa Raakangatsarasoratra ka tsy pur intsony. marina e!
5. fijo ( 04/10/2005 21:25)
aiza marina izany kle??
6. Herimiafina ( 06/10/2005 04:42)
Aiza ary ra-Aly k'lé?:-D:-D:-D:-D
7. fijo ( 06/10/2005 20:48)
lasa nikaly
8. xxx ( 07/10/2005 05:21)
:-D:-D:-D
ary tsy maninn ve ra zafindra-vorondolo hihihi
9. pika ( 07/10/2005 05:47)
ka mety ho voromanga niteraka vorondolo anie ka mety tsy maninona :^)
10. fijo ( 07/10/2005 19:25)
ary tsy misy fody ngah?
11. aly ( 02/11/2005 19:05)
Misaotra anareo rehetra namaly ny antso
Tsy aiza tsy akory ny Zafindravoromanga fa ao Avaradrano ao ny lalana makany Miainga avy eo Ambohitrabiby, satria ao ny fasana nilevenanan'ny ray amandrenin'izy telo lahy zanak'i ravoromanga.Dia avy eo lasa nianavaratra izy telo lahy ka nonina tao ary marobe ny zanaka amanjafiny commune iray manontolo Ambohotrolomahitsy. Eo Ambohitrerana ny fasana nilevenan'izy telo mirahalahy.
Hitanreo amin'izay ny misy azy ve?
Miandry anreo aho.
12. Clatou ( 19/10/2012 14:31)

aly:

Raha misy avy any @ zafindravoromanga ianareo dia te-hiresaka aminao aho


Zafindravoromanga aho. Mamaly ny antso amin'ny fo. Misy site vao nisokatra tamin'ny 14 octobre 2012: http/bit.ly/zafindravoromanga nosoratan'i William Randriamahaleo. Noho ny tantara malagasy "lovan-tsofina" dia mifangaro ny angano, anganongano ary ny tranga nampitaina tamin'ny lovan-tsofina ka nangonin'ny mpanoratra na noraketina amin'ny fitadidiana dia natao io site io hifanakalozan-kevitra. Mba hisy tantara apetraka fa "patrimoine" ny tantara. Raha mahafantatra adiresin'olona liana amin'ny tantara sy te-hifanakalo hevitra dia mba velarina ho an'ny zafindravoromanga ny fifanakalozana ka aoka hizara io site io. Misaotra mialoha! Hitohy ny serasera.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1843