Namana eto La Réunion

1. aly ( 28/04/2005 18:48)
Manasa ny namana rehetra eto La Réunion hiaraka aminay hilanonana ny asabotsy 25 juin 2005 ao Tampon. Mpilalao mozika malagasy no manafana ny sehatra ary ny romazava tsy hadino.Mitady sovaly telo maromaro izahay sao misy manana na mahita ianareo namana eto La Réunion.Misaotra mialoha.
novalian'i aly ny 20/05/2005 19:10
2. dadabe ( 14/05/2005 15:30)
anotanio i routa fa izy no ao lareuinion
3. sonwin ( 18/05/2005 09:50)
hay ve e, ho anontanina izy zany:lol:
4. Veloo ( 19/05/2005 17:45)
zako avy any ka tsssssss tsisy mande ny emoticon kle
5. aly ( 20/05/2005 19:10)
fa in kay no anotanian'i sonwin sa idadabe?
aiza i veloo zany kay é!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2931