Fandalovana ao Tana

1. aly ( 02/01/2004 15:48)
Inona no mety hatao mba hanaovana vakansa tsara ao Tana miaraka @vadiama-janaka no sady hafaka mandray iero namana nefa tsy manelingelina ireo fianakaviana eo antoerana satria ao @ dada sy mama dia efa tery ny trano. Ny any @hotely mantsy tsy lasa fa tsy afaka mandray malalka. Misy koa loha izao ireo villa à louer temporaire . Ka ahoana ny hevitrareo satria ireo zantsika tsy lehibe tany Dago ne fa tian-tsika mba ho tia ny tanintsika izy.
novalian'i kitjo ny 19/03/2004 18:37
2. moi ( 02/01/2004 18:05)
Tetezo tsirairay zany ny namana rehefa sarotra ny mampivondrona azy toerana iray indray mandeha ;
Fa ohatra ihany ity raha misy alain-tahaka :
Fianakaviana izay avy any ivelany nitsidika teto ary tany ambanivohitra no novoriany ny havana rehetra, ka samy niantoka ny séjour tany, fa ny fitaterana no mba nanampian-dry zareo !
Fa fianakaviana hafa indray : sahirana izy raha isaky ny sabotsy sy alahady izao dia misy manasa, satria te hiantso daholo ny havana sy namana, dia ry zareo no nikarakara fihaonana indray mandeha nanasany ny rehetra, dia nasiana fisakafoanana atoandro ilay izy mba ho tontolo andro !
3. donemaskit ( 02/01/2004 17:56)
Raha tsy te hanelingelina olona dia mi-louer appartement na villa no hitako fa metimety indrindra. Raha mitady tsara tokony hahita tsy lafo nareo...
Izaho koa zany te hody!
4. aly ( 03/01/2004 16:50)
tsara tokoa ny hevitrareo, efa nataoko ireo namory fianakaviana saingy misy foana ny tsy afaka amin'io. Tsara koa ilay manofa appartement, ary io no hitako fa mety satria tena libre amin'izay atao rehetra io sady efa nadramako . Ny indro kely dia tsy faly ny havana akaiky fa lazainy fa miavona hono. Sarotra ny migerer ny tsy fitoviankevitra.
5. donemaskit ( 03/01/2004 17:37)
Raha olona 1 ihany no nankany ka nanofa appart, dia azoko ihany ny réaction-n'ilay havana, fa nareo ve fianakaviana kely mihitsy!
Misy havako 1 zay, mitoetra lavitra koa izy, dia mamangy any Dago isan-taona; isan-taona izy manofa appart na dia malalaka aza ny trano; ary tsy misy manome tsiny azy.
Sady raha mbola afaka aleo tsy mipetraka an-tranon'olona.
6. donemaskit ( 03/01/2004 17:37)
... na dia vacances fotsiny aza.
7. fijo ( 06/01/2004 11:43)
tsy manaiky izany ny havana ka.ilay manasa ny havana rehetra angamba no tsara.
8. aly ( 04/02/2004 18:27)
mIsaotra daholo fa misy hosaintsainina
Dia handramana indray aloha amin'ny mois de juillet ka hita eo
Veloma daholo
9. fijo ( 05/02/2004 20:39)
manaova vakansy tsara e
10. pitchou ( 07/02/2004 09:04)
efa betsaka izao ny mampanofa trano meublé rehefa vacances. fa ny matetika fanao koa dia ny fitsangatsanganana miaraka amin'ny toerana tongan'ny rehetra, na manofa efitrano malalaka iray dia manao fihaonana tsotsotra e!
11. dd ( 08/02/2004 15:50)
Ka sao ary misy namana afaka milaza indraindray hoe izaho manana trano azo ofana na tsy lavitra ny ville na koa ... fa mety mahasoa ny sasany izany!
12. aly ( 09/02/2004 18:02)
Misy tokoa io trano a louer io sady ivelan'ny ville dia tsy misy pollution satria iorezazakely tsy dia mahazaka loatra ny pollution dans le centre ville. Eny SAB NAM ilay izy.malaka tsara . Mila jerena fa halefany internet hono atsy ho atsy.
13. kitjo ( 04/03/2004 16:57)
mmhhh,eny akaikinay zany,madio eny k, fa tanjemo ny embouteillage fa ra hamony @ 9 any @ ville d 6h miala ny trano an, surtt ra mianatra ny lycee francais

za mbo raiso eto andavarangana refa ho an yDago i Aly e,ihhhi
14. aly ( 12/03/2004 18:13)
Ho an'i kitjo
andeha ho any Dago tokoa izahay amin'ny mois de mai hanao izay vita any @ ity cyclone ity. Etsy ho babeko ary kitjo sa itondrako mofo gasy sy ramanonaka. Mokary no hentiko ho anao fa ny mahajanga izahay no handeha. Fa amandalo eo Tana dia hijery appartement tokoa satria aleho hanampiana olona ny vola toa izay lany any @ hotely lafobe any.
15. kitjo ( 14/03/2004 17:37)
ihhiihih,
eo Analamahitsy ry Aly misy mofo gasy sy mofosira milay b an, trano manga2 kely zay fa 300 aloha ny ray t@ za tany t@ nboel teo fa hummm
16. ikaretsaka ( 15/03/2004 13:44)
asiana dithe kely na the cao zany tena ao tsara
17. kitjo ( 17/03/2004 11:27)
hhhmmm
18. aly ( 18/03/2004 17:31)
Ho an'i kitjo
Dia tsra lavitra noho ny mofogasy Dracharle ve? Etsy andravoahangy. tena tsara ny azy miaraka a@ thécao . Efa ela aloha zany ka asa na bola ao na tsia fa mahatsiaro ny taloha le mandeha mianatra dia mivily kely eo @ racharles.
ho jereko io tranao manga io raha mbola ao ry kitjo a
Tsy ho ela dia ho any e
19. ikaretsaka ( 19/03/2004 20:38)
mofogasin-drazarla efa tsy de mi tira loatra intsony fa sady misy fasika no tsy dia mamy
20. fijo ( 19/03/2004 10:35)
fa i aly nipetraka taiza no mivily eo amindracharles rehefa handeha hianatra?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2915