Synusite sa sery tsotra

1. xxx ( 29/06/2004 07:40)
Izaho dia be lelo be ; tsy mety afaka sery mihitsy. Ka mba atao ahoana ny manala azy? Raha synusite inona no fanafodiny ? Raha sery tsotra inona no fanafodiny?
novalian'i sylvia15 ny 16/02/2015 17:17
2. xxx ( 01/07/2004 14:29)
ny sinusite sy ny sery tsy mitovy mitsy!
ny sinusite ra sady voa ny sery no mavesatra b ny loha!tsy manavy zany fa misy manahitaina oh mangotraka zany ao anaty orona!d manisina isaky ny 2mn!zay ny atao hoe sinusite!ny fanafodiny!ra any tana enao!d mividiana "hafatra" misy azy any @ pharmacie,d osorana ny tampokorona sy ny andrina!io fanafody io alo mamay b ihany injindra ra tena voa ny sinusite enao! d sinon! mampiasa goutte @ orona!ny fanafody tena conseiller ny dr béconase lafo²ihany alo izy fa efficace!roa na telo andro no ataonao d tonga d sitrana!
ra sery tsotra injay d tsy haiko loatra!fa za kou voa ny sinusite lava d mba mahafatatra ny tokony atao!
ny sinusite nefa causé ny allergie ihany kou k mitandrema!
mazotoa!
3. ari.malala ( 02/07/2004 09:55)
Raha sanatria ka sinusite dia aza mba manaiky atao ponction fa za efa in-3 no natao fa sady mijaly be fa marary be nefa miverina ihany. Ny sery aloha natoron'olona ahy dia zaraiko, tsy mbola nanao an'izy ity aho fa efa reko dia zaraiko, dite mamay be 1 kaopy dia ampiana Rhum kely 1 sotro lehibe (izay ataonao fa ny tena tsara whisky) dia atao mamy tsara fa tonga hono dia misinda ilay tsentsintsentsina. Dokotera namako izay no nanoro ahy an'io fa tsy mbola nataoko hoy aho.
4. methode ( 11/08/2004 00:16)
Mety mitovy amin'io koa angamba ny mahazo ahy fa araka ny fizalan'ny dokotera dia alergie ilay izy ka izay zavatra tsy tantinao no jerena!! Tany Dago aho voan'ny sery lava nefa aty tsy dia maninona loatra!!! Fa rehefa mihetsika aloha ny ahy dia mangidihidy daholo na ny maso na ny sofina dia tsentsina foana ny orona!!! Avy eo marary ny loha!!!
Afaka ho azy aloha ilay izy fa rehefa mihetsika dia ody sery mahazatra ireny ihany no ampiasaiko, dia mihinana vitamine C ihany koa na voasary makirana sy tantely afangaro tsara!!!
5. xxx ( 02/01/2005 17:52)
ny sinusite de lelo misy nana ao anatiny fa ny fanafodiny de mividiana otrivine na aturgil fa io no manala tsetsina
6. sylvia15 ( 16/02/2015 17:17)
sery tsotra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.163