fa ny malagasy miafy e...

1. joda ( 26/06/2004 09:33)
fa ny malagasy miafy e...
mampalahelo fa miafy e
fianana baranahany lesy ny fianantsika eto a
fanjakanan'ny bory satroka lesy
no tompoitsika eto a
ireo fatikarana in1 no toa mizity
ireo no mitady ho tompoina kanefa dia olona madity
garde la voiture a
garde la portiere
voaompa no sady voadaka leiretsy raha tratrany mitaveravera e...

izany ary mba azo leferina hoa fa ny tena tsy zakan'ny saina
zanaka vavin'ny gasy manaiky ho vetavetaina
sokosokirin'ny karana hoa tena tsy ananany hantra
dia miaritra fotsiny joba miaritra satria mahantra
novalian'i kitjo ny 03/07/2004 07:03
2. kitjo ( 27/06/2004 06:00)
loza izy ty ry joda!
3. booboo ( 27/06/2004 18:16)
terrible mihitsy !
4. pitchou ( 28/06/2004 04:58)
d izany ve no ianaran'ny lehilahy gasy sy atao filamatra e? satria toa mihabetsaka ny lehilahy gasy no manao io toetra io! tsy efa ampy va re ny zakain'ny vehivavy gasy noho ireny olona ireny no d mbola manapy trotraka ny sasany aminareo nantenaina ho namana e?
5. ravatorano ( 28/06/2004 10:28)
pitchou>amiko dia milaza ny hitany i joda fa tsy hoe akory hianatra ireo zava boalazany ireo.
Misy fahamarinany koa ny filasanao fa misy ihany lhl malagasy manana ireo toetra manao tsindrio fa lavo eo anatrehan ny vhv malagasy nefa mino aho fa tsy izany no tena antony namoahan i joda io heviny io.
Io tonga amin ilay oha pitenenanana hoe ambava mitsako ampo mieritra
6. fijo ( 28/06/2004 20:40)
misaotra rajoda an.efa hevitra nalefako moa io ady amin'ny fatikarana io fa dia mbola sarotra satria ry peluche sy ny tariny dia mbola miaro mafy ireo karazan'olona zatra mambotry ireo.
7. pitchou ( 29/06/2004 06:04)
ravatorana> maro d maro tokoa ny lhl gasy manao an'izany! mba manaova ange enao fanadihadiana kely @reny orinasa gasy ireny e!
fijo> sao dia ny mety kokoa ary d ny mitarika ny gasy tsy hiasa @karana intsony? d mba aleo izy samy izy no hanao ny asa malotony rehetra?
8. booboo ( 29/06/2004 06:54)
noho ny fahantrana dôl marina no maha-tonga io lazain'i joda io. Sarotra be ny handresy lahatra olona efa tena fadiranovana oe aza miasa any @ karana izany raha any no mba ahitany asa ka ahafahany mamelona ny fianakaviany sy ny tenany, na dia hanitsahana ny tampo-dohany aza.
9. hendry ( 29/06/2004 15:17)
adalan´izay manaiky ho vetavetaina aloha e! na dia mahantra sahala @ inona aza ve dia...
10. booboo ( 29/06/2004 16:20)
marina zany fa tena misy zany na zany aza a ! rehefa tena very hevitra izy nefa ny fiainana mazana ny ankohonana etsy an-daniny dé tena ravaler-mihitsy ny fierté-ny !
11. fijo ( 29/06/2004 23:33)
pitchou>raha ny tena tsara dia avela izy samy izy no hifampihosona ao.nefa araka ny voalazan'i booboo dia ao no mba hany ahitan'ny sasany asa,dia ny asa atao amin'ny karana indray no tokony hasiana lalana mifehy azy tsara.io dia fahadisoan'ny fanjakana tsotra izao.andraikiny izany.tsaroako ravalo niady ny zon'ny gasy miasa any maorisy.ko maninona ny ao amin'ny firenena no tsy hiadivany nefa izy no be an'isa ao amin'ny parlemanta?
lalana ihany dia miova io.ary azo hatao tsara izany.
12. pitchou ( 30/06/2004 06:15)
misy orinasa gasy maromaro ihany eto tana. ny olana d aleon'ny mpiasa gasy miasa any @ karana raha mbola misy any toy izay miasa @gasy! nefa betsaka kokoa ny karama tao @ ilay orinasa gasy! inona hoy nareo no mety mahatonga izany?
13. fijo ( 30/06/2004 22:50)
mampalahelo fa ireny ilay efa mpisoleleka hatramin'ny nahaterahany.
14. ikaretsaka ( 01/07/2004 03:40)
solelafy ao eee
15. fijo ( 01/07/2004 04:55)
izay no mba mahafaly ny sasany ko.
16. bichette ( 01/07/2004 06:25)
eisy e re olona e !
17. pitchou ( 01/07/2004 09:58)
lazao fa mpisolelaka ndray fijo! ty ramaso ty tena tsy avotra mintsy! tttttttttttssssssssssssss
18. peluche ( 01/07/2004 10:42)
fijo/nolazainao ny antony ankahalanao karana,rehefa karana izy na tsy fantatrao akory ary ilay olona, mitombona raha tsy tia an'iny olona iny ianao,zay hafa @'ilay manao "propagande" hoe "zao aby ny karana ry zareo".fa ny hitako dia izao,rehefa ny gasy manam-bola na vazaha no manao an'izany dia tsy de mivandraka be le tantara fa rehefa karana kosa,havatravatra mihitsy.
19. peluche ( 01/07/2004 10:46)
joda/fa inona marina mampiafy ny malagasy?ny fatikarana aty madagascar ve?
maninona ary no manaparitaka zavatra mivilana toy izany?
20. peluche ( 01/07/2004 10:57)
tsy izay hivoaran'ny tena no hatao fa mijery ny hafa foana.tsy vitan'izay fa faly hanakorontana sain'ny olona fotsiny ,tsy manana vahaolana @ fiafiany ny malagasy dia ny hafa no henjehina,toe-tsaina mankaiza ary zany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.567