fa ny malagasy miafy e...

21. xxx ( 01/07/2004 13:31)
ny tena marina dia tsy zakain'ny sainy sasany ny fananan'ny karana,ny fahaizany miray hina,ny fahatafitany aty madagascar.Any ka voa ny hambom-po!!!Tandremo sao voadona mafy an!
Fa hitondra inona anefa ny hanenjika karana lava zao e?hitondra fiadanan-tsaina va,sa hampivotra izay eny am-pelatanana?zany ilay hoe tsy mahita hafa tsy ny amban'ny orona,tsss tena mampalahelo sady masadaikatra ilay toe-tsaina tssss
22. booboo ( 01/07/2004 14:03)
ny tena marina dé tena zava-misy ary iainanan'ny malagasy sasany ny raha taterin'i joda !
23. pitchou ( 01/07/2004 17:46)
ary maninona raha mba ampiasain'ny gasy ireo tetika nahombiazan'ny karana? sa tsy mety v?
24. fijo ( 01/07/2004 22:41)
le XXXX aloha toe tsaina avy aiza e.ny rehetra sahy miseo mamoaka ny heviny fa tsy mila miafina.
fiadantsaina ve? ie,fiadanantsaina tokoa satria raha tsy eo ireo dia lmihena ny mpambotry gasy.
peluche>na vazaha aza ka manalika gasy dia tsy mila harovana mihintsy fa henjehana koa.
25. ari.malala ( 02/07/2004 09:24)
peluche> tsy dia hoe miaro be fahatany ny tenin'dry fijo sy joda aho akory fa marina daolo ny voalazan-dry zareo. tena marina fa ny fisian'ny fatinkarana sy fatintsinoa aty no tena mampiafy ny Gasy satria aorondry le tsimanjary ireo ny tany kely tokony mba hahafahan'ny Gasy mamboly na miavo-tena dia iny @ zay izy no mambotry @ alalan'ny karama varimasaka. Ny tokony hatao dia ny miray hina ê, sy koa manova lalàna araka ny tenin'ny namana ao ambonombony ao.
Hendry> marina fa tsy misy te hovetavetaina, fa rehefa sady voavono ve no violé afaka ho aiza? Hitory anefa ianao, izy miseho mirehareha fa na ny fanjakana aza voavidiny... antsika rehetra no mieritreritra raha mbola hiaroaro an'ireo olon-tsy manjary iro ihany.
26. pitchou ( 02/07/2004 17:34)
ka novaina ange ny lalana e!angaha tsy fantatrareo? efa mahazo mividy tany izao ny vahiny "mpampiasa vola" eto
27. kitjo ( 03/07/2004 07:03)
fa io ange matoa izy afaka manao koa nefa tsika tsy amhahetsika dia misy miaro e.
Amiko tokony jerena ifotony aby aloha na ny mpitondra ao ambony ao aza oe iza no tena miaro azy ireo.


Fa tsy mety aloha le oe "miafy e", d ho izay foana kosa ve?
hanao izay ce que j'aime-ny ao foana izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7195