Ny ahafantarana ny olona iray hoe tia na tsia

1. xxx ( 29/06/2004 07:26)
Mba ahoana kay no ahafantarana ny olona iray hoe tia na tsia ilay olona ? Midika ho fitiavana sa tsia ny tsy fanoroan'io olona io ny trano fonenany sy ny fianakaviany na ny RADniny? Sy ny tsy fahatongavana @ rendez-vous
novalian'i mioumia ny 28/09/2004 11:09
2. booboo ( 29/06/2004 07:30)
mety tia izy fa noho ny antony zay tsy nampahafantariny anao aloha hatreto dé tsy milaza aminao ny momba azy izy, na mety mampifila anao fotsiny koa ( saka milalao totozy ! ).
3. poupounesana ( 29/06/2004 10:49)
rah efa ela kosa v no niaraka tsy tokony mba fantatrao @zay ny toerana ipetrahany sy ny fototra ihaviany eh? rah ny fandaingana fotoana indray alou d tsy hitako zay ambara!raha indray indroa mety azo atao hoe nisy tsy nahafaka azy!raha mihoatran'zay kosa d mety tokony hanao investigation enao
4. hendry ( 29/06/2004 15:20)
Sao dia mba maika be kosa enao ho any antranony sy ny hamantatra ny fianakaviany ary ny rad-ny? mila fotoana daholo ny zava-drehetra e! ary tsy ny fanoroany anao an´zany akory no midika inona. Tsy zaranao aza ve tsy mbola misy fatopatotra @ fianakaviana sy ny sisa raha mbola tsy fantatrao tsara akory ilay olona, fantaro aloha izy vao miditra lalina. Enao tsinona toa tsy mbola sur akory hoe tia sa tsia ilay olona.
5. sejianis ( 29/06/2004 18:01)
le manoratra klo lhl sa vhv?
Miankina @ izay manko:
Raha vhv ianao dia aza tonga dia mitsara am-boalohany, ny bandy manko hafa ny fomba fiheverany ny hoe mi-conclure azafady @ ilay teny vahiny, ary ny fitondrany anao ho any @ RADniny dia midika aminy fa firosoana @ fiarahana mandrakizay, ka mety ho tahotra ny hifanatrika @izany no antony!
Raha lhl indray ianao dia vao maika aza mikoropaka fa heverin'ny joba ho fanadraisana azy ho fille facile ny manaiky avy hatrany ny tianao!
6. fijo ( 29/06/2004 19:41)
io voalazan'i sejianis io no marimarina kokoa.sarotra ilay avy dia hitarika anao any an trano nefa tsy hay ilay lalao na ho tonga any amin'ny famaranana na ihintsana aty amboalohany ko.tsy ampoizina mantsy ity euro ity.
7. xxx ( 30/06/2004 05:34)
Misaotra fa nahazo valiny mahafa-po
satria toa tena mandresy lahatra ahy avokoa ilay valin-teninareo.Ny nanoratra izay nangataka vahaolana moa dia vehivavy.

8. sariaka91 ( 30/06/2004 15:30)
Tia anao izy raha toa ka
- ampitafiany anao ny ankanjo mafanany raha hitany fa mangatsiaka ianao
- tsy afeniny ny mpiserasera aminy ny fiarahanareo
- tsy mikivilivily sy manafinafinjavatra aminao izy
- tsy misy fireharehana mikasika vola, fahaizana na fananana ny firesany aminao
- manontany matetika, manaja sy manome lanja ny fotokevitrao
- midera anao imason'ny hafa
-.
-.
-.
9. sariaka91 ( 30/06/2004 15:39)
suite!

Izy manafinafinjavatra mikasika ny vie privée-ny io, dia na matikambo izy tsy te hilaza ny marina aminao, na menatra ny fihaviany ka mitady fikafika hanafenana ny marina. Tsy tena tia anao izy izany.

Raha nametrapetraka anao t@ rendez-vous nareo izy dia mahina ianao fa ataony fanao izany, no sady mari-tsy fanajana anao ka avelao hidaboka any. Tsy tia anao izy fa faly mirehareha fotsiny any ambadika any hoe napetrapetrako lety i xxxxx a ! Je vois d'ici le topo.

Raha fiarahana misy kilaingalainga sy tsy fifanajana dia tsy ho lasa lavitra. Ialao dieny izao.
10. booboo ( 30/06/2004 16:01)
sejianis>ekena !
11. fijo ( 30/06/2004 20:09)
sady raha sipa re aza maika handeha hoany an tranony izany fa ianao ihany anie no ho menatra raha toa ka misy tsy fetezan javatra e.izay ilay hoe misosososo toa vinanto tsy mahare fosa.
12. wawawa ( 30/06/2004 21:01)
En plus koa ny RAD ny anankiray tsy afaka hiatsara velatsy fa na tsy tiany aza ianao dia mody sariaka aminao foana izy. Ianao mieritreritra hoe tin'ny fianakamsany nefa au fond ry zareo tsy tia anao akory
13. darlin ( 01/07/2004 08:09)
raha amiko dia aza maika ny hoe hijery ny fianakavinan'y iray na hoe handeha any aminy sns fa raha tena tianao izy ka hitanao fa hoe tena mifankatia ianareo dia avelao ny andro handeha dia hita eny ihany hoe vonona ny hiroso izy na tsia!!!
sinon, araka ny resak'i sejianis teo dia raha ohatra ka miaraka nefa tsy mahita signe ianao hoe olona couple ianareo ( tena vrai couple) dia hialao e! tsy tia anao izy izany! na hifampitantana anao aza tsy hataony, na ny hivoaka hiaraka aminao aza tsy misy fa dia eny anaty trano foana ve??? rehefa mazina ny andro ve? sns ... Ny tiako lazaina dia rehefa tsy miaraka amasom-bahoaka koa ianareo dia mihevera fa mitsapa anao fotsiny izy (comme est-ce c une fille facile, dès la première coup, bingo, elle accepte). Rehefa ireo no hataony dia hialao ary aza miantehitra intsony fa c'est du temps perdu même si tu l'aime tant!!!!!
14. sariaka91 ( 01/07/2004 11:50)
F'angaha moa rehefa mahafantatra ny adressen'ilay olontiana de hoé te hahita ny RAD izay ? Mbo tiana ho fantatra fotsiny, question de confiance et d'honnêteté.
15. fijo ( 01/07/2004 19:56)
eny e raha adresy fotsiny anie zavatra hafa izay e.fa ilay miolomay hoany an trano dia ratsy.
16. rambofrau ( 05/07/2004 09:59)
Aleo hilamina de misesy fa raha tena tia le lhl izy mihintsy no manao premier pas voalohany hoe,andao injy ho asehoko an'ny Baina sy Bofy aminizay.Basta
17. fijo ( 05/07/2004 22:12)
kay any bastia ve no mipetraka le?ih,ih,ih
marina io fa miandrasa aloha antsoina fa tsy mety ilay misosososo.
18. mioumia ( 28/09/2004 11:09)
coucou!!!
aza maika ny ho any @ bainina sy bofy zany fa ca ne veux rien dire!!!! tsy hoe makany enao akory d tena tiany!!!!!!
personnel un amour se reconnait par la confiance, zay iany!!!!!tout le monde peux dire je t\'aime, tout le monde peux t\'emmener chez sa famille sans vraiment t\'aimer!!!! il faut faire la différence entre le vrai amour et l\'amour par intérêt!!!!!! aimer qqun c d\'abord l\'accépter tel quel et de surtout de vouloir son bonheur avant le sien!!! amiko zay no tena fitiavana fa tsy fitiavan-tena!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1287