Anarantanàna Dagoisé

1. hery ( 27/06/2004 02:11)
Mba ataovy eto daholo hoe ry reto ny anaran-tananana ao Dago izay ovain'ny tanora amin'izao fotoana izao? Na miova ho teny frantsay izany, na miova ho teninjatovo, na miova fanonona sns.

Ohatra :
Ampefiloha => Ampefitety
Besarety => Besagam
Manjakaray => Manjakadada
Toliara => Toulouse
Andranomanalina => Anjanmanal
...
novalian'i kitjo ny 04/07/2004 08:37
2. ikaretsaka ( 27/06/2004 02:54)
Fianarantsoa--> Franssss
Antsirabe---> Bira
Amboniloha--> Ambonitety
Toamasina-->Tomagil
Mahajanga-->Jangil
Ambolokandrina--> Ambolony
3. kitjo ( 27/06/2004 05:40)
Mahazoarivo------->>> mahazogala
Besarety------>>>>besagam
Analakely---->>>>>analagam
Betafo---------->>>>betole
Tsarasaotra--->>>> bien-merci

.............
4. hery ( 27/06/2004 07:43)
Antanimora -> Ambaniatsinanana
Soanierana -> Sodoma
Ambohimanarina -> Amboma
5. kally ( 27/06/2004 09:01)
Ambohipo = Ambops

Sabotsy Namehana =Sab Nam
6. mcfy ( 27/06/2004 09:08)
Analakely => Paris
Tsaralalàna => Canada
67ha => Texas
Isotry => Moscou
Behoririka (ancien Berlin) => Pekin
Manjakaray => Dakar
Alarobia => La Réunion

MaKàFy daholo d bon dimanche miaraka @ Radio Vazo Gasy
7. oully ( 27/06/2004 10:03)
Kou in ntsony no holazaina fa toa efa voantonona daholo :)
8. lanto ( 27/06/2004 10:10)
Tamatave kou tamagam
9. lanto ( 27/06/2004 10:11)
aôna ny famaky le degoisé ry hery ? :))
10. mcfy ( 27/06/2004 11:01)
lanto> tandremo fa mety mamely mafy i Hery @ io! lol
sao hoe midegany eo hono ise ! lol
11. lanto ( 27/06/2004 11:20)
dega wa sé alou famakiko azy ka gaga aho ! hihihi
12. mcfy ( 28/06/2004 10:17)
lanto> k zay ndrindra mantsy no nahatonga ahy niteny io ambony io ko! lol
13. fijo ( 29/06/2004 00:02)
iavoloha = iavotety.
anjanahary=anjanaka
14. dronga ( 29/06/2004 06:11)
ampasambazimba=ampasagam(any ambatondrazaka io an)
15. lanto ( 29/06/2004 15:26)
Madagasikara / Dago
hihihi sa tenin'antitra io ?
16. fijo ( 30/06/2004 04:47)
hamorona ny hiafarako raha toa ka efa voalazanareo aby.ih,ih,ih
17. kitjo ( 04/07/2004 08:37)
serasera.org amoronana ry fijo an
ty zao no tanana iarahatsika rht ato ko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1362