hira misy fahatsiarovana
![](https://avatar.serasera.org/291132cbd6cc4d3cb9bad2e59f2fed47.jpg)
1. lanto
(
26/06/2004 15:01)
Ianareo mba manao ohatr'izany hoe ny hira tiana rehetra dia misy fahatsiarovana mifamatotra aminy ? Ny ahy izao ohatra ilay hoe "fikasana " an'i liva sy Nirina dia izay olona izay mandoko trano no tonga ao an-tsaiko, ary raha vao "the girl is mine" njay dia i dadanay :)
novalian'i rvoulah ny 22/10/2004 12:58
![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
2. hery
(
26/06/2004 15:17)
Ie, misy kou lé hahatsiarovana toerana... ahatsiarovana situation iray manokana...
Ohatra Kôzy Vré (Ny ainga) nahatsiarovako namana niara-niasa manokana
Andro ririnina Mahaleo nahatsiarovana an'Antsirabe
Tiziano Ferro (hmm) nahatsiarovana alina iray
oups
Ohatra Kôzy Vré (Ny ainga) nahatsiarovako namana niara-niasa manokana
Andro ririnina Mahaleo nahatsiarovana an'Antsirabe
Tiziano Ferro (hmm) nahatsiarovana alina iray
oups
![](https://avatar.serasera.org/f2427fa8d84d7764df51916aa3105dda.jpg)
4. oully
(
26/06/2004 15:46)
Marina mihitsy io. Aleo koa mba hametraka fahatsiarovana:
"Tia anao" an'i Bodo, ahatsiarovako mpiasa na radio iray tao Tana izay.
Fa asa ny anareo fa lasa ahatsiarovana olona hafa indray aty aoriana...
"Iantrao" Mahaleo. Olona nampianatra ahy iray izay. Nampianatra (nitia) sy niantra.
"Everytime" - Britney Fahatsiarovana farany tany am-panaovana fialantsasatra tany ....
Mbola betsaka moa fa tsy ho voatanisa, "Teny mamy" Tovo J'Hay, indrindra lé zafinjaony, lasa ahatsiarovako ekipa mafonja mpankeny amoron-dranomsina, toa mbola hihira any anaty bus hono ry zareo reo hitaty vola :) ...
Ny ahy indray aza atao xxxxx eto ry Admin an!!!

![](https://avatar.serasera.org/af9e0f5db5ba294800604d321d6bb25f.jpg)
5. olly
(
26/06/2004 16:11)
"izy " (ricky ) sy "namana ireo ..." tsy haiko daholo ny titre -ny ! fahatsiarovana hira2 natao tamin'ny fialan-tsasatra farany tany dago.
"anirotra " (rebika )
"from this moment on " (shania twain )...
izay tiany ihany io ry admin aaaaa
"anirotra " (rebika )
"from this moment on " (shania twain )...
izay tiany ihany io ry admin aaaaa
![](https://avatar.serasera.org/291132cbd6cc4d3cb9bad2e59f2fed47.jpg)
6. lanto
(
26/06/2004 20:10)
aza mandrebireby oulndébé fa mba efa lébé ihany ange io Admin io e ! :)
Ny ahy mbola tsy izy rehetra ireo fa leo nareo raha tanisaiko eto dôly.
Ny ahy mbola tsy izy rehetra ireo fa leo nareo raha tanisaiko eto dôly.
![](https://avatar.serasera.org/11357611cb1b43ff3138d1eba068644b.jpg)
7. hery
(
27/06/2004 02:03)
Fa misy koa aloha ilay hira mba heverinao hoe atolotrao sipa anakiray kay ahatsiarovany olona hafa hihihi dé wain eo.
CD ohatra misy ny hira tianao rehetra, heverinao fa hiranareo... fa izay iray mandeha hirandry zareo daholo.
CD ohatra misy ny hira tianao rehetra, heverinao fa hiranareo... fa izay iray mandeha hirandry zareo daholo.
![](https://avatar.serasera.org/10b20f8fdae06de05e332cb2348d7191.jpg)
8. alz
(
27/06/2004 08:15)
Ny ahy misy hira classique hahatsiarovako filoha-mpirenena na lebebe maty. Asa raha tadidinareo fa taloha ny radio mandefa foana isaky ny misy rôplanina mianjera na tahak'izany.
![](https://avatar.serasera.org/f2427fa8d84d7764df51916aa3105dda.jpg)
9. oully
(
27/06/2004 09:45)
hery> sao dia mba efa nahatsiarovany anao kosa zany hira zany fa mba te handrangitra fotsiny izy. Sady hira iray CD be zao, indrindra raha somary nasianao commentaire kely ny fiarahanareo alohan'ilay hira ...
Fa asa ho'ah ny anareo fa rehefa misy hira nahatsiarovana olona hafa taloha nefa raha sendra ny tena tiana enao aty aoriana dia lasa voafafan'iny tena tiana iny ny fahatsiarovana nisy fahiny rehetra, hira eh! toerana eh! ...

![](https://avatar.serasera.org/72adb6cd052e214e63c70aa35e596ca4.jpg)
11. mcfy
(
27/06/2004 09:55)
le tena olana d refa nisy hira nahatsiarovanao ol ray k lasa fahatsiarovanareo roa le izy aty aorina d mampitamberina le fomba sy fanao t@ le taloha k atao @ le ankehitriny. Ny eritreritra @ io mizara roa.
![](https://avatar.serasera.org/af9e0f5db5ba294800604d321d6bb25f.jpg)
12. olly
(
27/06/2004 09:57)
nen'i hery kosa aloha dia tena tsssss hihiih angonina sy foronina daholo zani zao fahtsiarovana reetrra zao ? kou tsy hivonto fo isak'izay eo ve ihiihihi
fahatsiarovana tokana sady le vrai fahatsiarovana ihany hery an! loll
fahatsiarovana tokana sady le vrai fahatsiarovana ihany hery an! loll
![](https://avatar.serasera.org/291132cbd6cc4d3cb9bad2e59f2fed47.jpg)
13. lanto
(
27/06/2004 10:05)
izany mitsy olly! le manaraka mpangalatra hira lollll le hira iny ange lasa tianao de ahatsiarovan'oul anao indray fa ny tsaroanao de le d'orizin iny ihany ! Zah klou manontany tena ihany rehefa misy olona tia hira iray tsy vaovao, nefa tsy fantako ny tantaran'le hira , de hoizy zah hoe hmm le talou zay !!! Am zay tsy mamita-tena.
![](https://avatar.serasera.org/f2427fa8d84d7764df51916aa3105dda.jpg)
14. oully
(
27/06/2004 10:10)
Ry fahatsiarovana ô!!!!!!! mahatafavoaka tsiambaran-telo ianao zany ry fahatsiarovana.
![](https://avatar.serasera.org/af9e0f5db5ba294800604d321d6bb25f.jpg)
16. olly
(
27/06/2004 10:17)
lanto , ka nena ve zavatra souvenir ko dia zaraiko amin'iza sy iza hoe satria tiako ? ounntsssss souvenir ko iny tsy zaraiko amin'iza sy iza kooo!ihiihihi fa ze lasa tia ilay hira tiko de ozy a hoe ngb mba fomban-jvt ihany zani lol refa tiny asiana tantara be koa zani de mmmm akory moa hatao ihiihihih
![](https://avatar.serasera.org/291132cbd6cc4d3cb9bad2e59f2fed47.jpg)
18. lanto
(
27/06/2004 10:28)
olly> f'inn
McFy , olly, oully, mumu > midira aza nareo ao @ chat e ! sa efa ao ?
McFy , olly, oully, mumu > midira aza nareo ao @ chat e ! sa efa ao ?