hira misy fahatsiarovana
23. kally
(
28/06/2004 13:03)
Hiran'iza moa ilay hoe izany foana ny an-tena nefa itena mamono;mamono mahafaty;manidina ny savaty : mampahatsiaro an'ilay midina avy any an-tsena Sabotsy any Antsirabe izany.
24. booboo
(
28/06/2004 14:01)
ny anà indray ilay "kotrobaratra " sy ilay " tiako ianao " kaiamba ireny. Ahatsiarovana ny lasy ka sendra tsy tafaraka t@ akama dé hiraina eo am-piandrasana feu de camp :)
25. tsiperifery
(
28/06/2004 14:02)
Isaky ny mihira Lôlô sy ny tariny aho de mahalasa fisainana an'izay zokilà-ko izay:
- Ilay hira Fibata hono mampiverina an-tsainy ny taingimbe nataony t@ bus marika Ikarus ary koa ahatsiarovany ny nahitany vôlohany ny filmn'i Travolta
- Zimbô mampiverina an-tsary ny teo ambohijatovo ambony namonoana an-dRatsimandrava satria mpianatr'i Paul Minault teo akaiky teo izy t@ izany
Mbola misy notantarainy fa tsy tadidiko avokoa ...

26. fijo
(
28/06/2004 21:10)
ny ahy hanaraka anao ahatsiarovako an'i mamanay ary inty tamy aho ahatsiarovako an'i dadanay.
28. xxx
(
29/06/2004 16:51)
ary in ny anjy ry betty fa tsy hilaozana mivanitika eo fotsiny an! avoahy ny fahatsiarovana.
oully ity sao gaga njy !!!!
oully ity sao gaga njy !!!!
31. lanto
(
01/07/2004 17:31)
hira 480 (fihirana protestanta) andininy fahatelo fananihaniana an'i dada sy mamanay !!! asa na sangy na tena izy fa io hono no morse nampiasain'i rabainina :)))
....@ manaraka njay
....@ manaraka njay
33. oully
(
02/07/2004 07:32)
Ka ilay izy anie mba tsy tiana hiseho ary ambadika fotsiny ilay PS fa tsy hoe fitiavana te hi-xxxxx eh. Indrindra rehefa mametraka lohahevitra vaovao tonga dé ary anaty listra mihitsy. Ohatran'ny mba te ho anonyme njainjay eh! nefa anie zà manao sonia ihany eh "Diso ve aho" hoy lé hira izay !!! :)
35. mcfy
(
02/07/2004 13:07)
oully! hihi mamaly tena angah enao zany? ntsônalé, mba anaovy kely kenele aho aloh zfdy e! manimanina liona
36. olly
(
02/07/2004 14:09)
mcfy, mba mivaza le oll ftsn izy fa tsy hoe mamaly tena ka ! matoa manao xxx de misy raha tsy mazava ao zay ko! hihih
38. lanto
(
03/07/2004 07:44)
kitjo> arehetina vao maraina ve ?
kally> le hoe ô rabofy masika lôtsa ianao ? ce que j'aime an'i 3 isan-jato ? iny njay le zanaky ny zokinay no tadidiko fa zara raha mahay miteny nefa efa nihira an'iny de hoy izy hoe : " ô lé labôfy e masika losenao ! levileveko ané ny zanakao ! ianaleo misam samy manao ! izy mianaka samy manaaao .....!

39. kitjo
(
03/07/2004 07:49)
hahahhahhahahaahaha
otsan zanjinay mitsy zany fa mbola somary mibadabada d manezakezaka b ...
tsy hay tsn zay lazainy fa otsan miteny ratsy aza njay2
otsan zanjinay mitsy zany fa mbola somary mibadabada d manezakezaka b ...
tsy hay tsn zay lazainy fa otsan miteny ratsy aza njay2
40. fijo
(
05/07/2004 23:04)
njy njay zay.mahafinaritra marina ny zazarehefa mihira an.milaza ny tena heritreretin'ny lehibe.ih,ih,ih