hira misy fahatsiarovana

41. yonikafopl ( 06/07/2004 21:37)
ny zaza miana miteny rehefa mihira mahafatifaty daholo, fa ny an'i fijo kosa efa lasa lavitra loatra ka
42. fijo ( 06/07/2004 22:10)
ny inona indray ary izany le?dia diso foana ve i fijo le?
43. wawawa ( 06/07/2004 23:02)
Tsy voatery ny zaza rehetra no mahafatifaty rehefa mihira!
44. ikaretsaka ( 07/07/2004 02:32)
avadika indray ary... inona ny hira nanamarika sy fihiranareo t@ fahazaza.. le hira nianarana niteny ireny mihitsy... ny ahy koragno maningina
45. mcfy ( 07/07/2004 21:58)
sigara mantola hihi
46. wawawa ( 07/07/2004 22:17)
tsy tadidiko
47. yonikafopl ( 07/07/2004 22:56)
ny ana tia zaza sy mandihiza rahitsikitsika, dia iny hono izy ravorona koa, t@ mbola kely dia badabada ery mihira ireo
48. fijo ( 07/07/2004 23:59)
ny ahy dia i "solo"
49. ikaretsaka ( 08/07/2004 03:18)
i anoana koa ny ahy ny 1
Tsy diniko aro tsy diniko eky e.. dia maninona maninona moa?
50. atmos ( 08/07/2004 22:58)
Ny ahy zao le hira we "mpangalatra tratra", ahatsiarovako an'ilay mpamaky trano iray izay
51. ari.malala ( 09/07/2004 05:27)
ny hira mitondra fahatsiarovana ny ahy an, stuck on you sy the only one an'i Lionel Ritchie, dia ny t@ mbola zaza ndray A Blue Bayou (tsy haiko na zao na tsyzao ny fanoratana anazy) an'i Mireille Matthieu.
52. dd ( 25/09/2004 00:56)
ny ahy \'Teny Mamy\' Tovo J\'hay sy \'Anaro aho\' an\'i Njakatiana ahatsiarovako ny namana sy ny serasera ary ny fi tchatévana teto ... hihihi !! herintaona lasa sahady zay!
dia nisy nialona mihitsy moa fa tsy nahazo point foana! ny sasany falifaly ... kinanjo! ?? ...
53. hps ( 19/10/2004 17:40)
Ny ahy Gorisagorisa, ahatsiarovako an\' i Jean Fredy; milatsaka mihintsy ny ranomason\' akahy
54. fijo ( 19/10/2004 20:27)
ny ahy ny kaiamba dia ok
55. rvoulah ( 20/10/2004 17:36)
kally
56. rvoulah ( 20/10/2004 17:41)
\"mifankatiava ihany \" hira ahatsiarivako ankizy namako be zay , eto @ namana eto ihany izy
\"te mba ho\" Tovo Jhay , ahatsiarovako an\'le malalako tiko be , fa tamy hiala tany dago aho de ao anaty tomobile ho eny @ aéroport no mande le hira de niara-nitomany njay aloha
57. fijo ( 20/10/2004 20:33)
rvoulah,tsy efa hadino ve izy izao le? :-D :-D :-D
58. rvoulah ( 21/10/2004 11:35)
fijo< fa ahona ary no hadino izy?
hatrizay ve niaraka de zao vo hisaraka ?
sady tsy misy atakaloko an\'izay ka , potika be a (l)
59. fijo ( 21/10/2004 19:47)
mba manandrama ihany izay hita aty aloha e.sao mba misy mifanakaiky aminy ihany.
mangana eo anie e. :-D :-D :-D
60. rvoulah ( 22/10/2004 12:58)
tsy misy mitovy aminy zany fa izy rery ihany e; za fidèle be an\'ny tempo gaigy v hainao? de zay le izy zay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0445