Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i rambofrau, milahatra araka ny daty
Rambofrau
(
18/07/2005 15:07)
Ahoana ny tokony atao mba.......
hitsinjovana an'ireo vhv bevohoka mba tsy ho tratran'ny fausse couche?????
Fa inona marina ny mahatonga azy io eh??????
misokatra ny adihevitra...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/07/2005 21:55
Rambofrau
(
17/05/2005 19:50)
Golfn'i Papa ........................
gris métallisé,mitondra ny laharana faha OE677 natao Lavanty, tafakatra hatrany @ 190.000€ ny vidiny. Ahoana ny hevitrareo??????...
tohiny
novalian'i dataxx ny 11/07/2005 13:46
Rambofrau
(
03/05/2005 15:53)
Ianareo Katolika ve......???????
mba lasa ihany ny saiko ry ireto hoe maninona ny fiangonana katolika no stricte be sy be lalana izany????toy ny hoe tsy mahazo mampiasa kapaoty sy pilina fanabeazana aizana.....sns.
Ka ny fanontaniak...
tohiny
novalian'i marozevo ny 01/06/2005 00:25
rambofrau
(
16/01/2005 19:13)
Isika Vhv
Mba lasa ihany ny saiko hoe , fa maninona isika vehivavy no tia fosafosa :o ???????rehefa misy vhv roa na mromaro tafaraka dia tsy maintsy mifosa olona izay fa tsy mba miresaka zvtr hafa.Ny lhl ohatra...
tohiny
novalian'i annie ny 11/04/2005 11:35
rambofrau
(
10/07/2004 19:25)
Fa maninona........?
nareo lhl no tia mijerijery vhv eny andalana ,na dia efa miaraka @ vadinareo,na ny sipanareo aza?...
tohiny
novalian'i pitchou ny 10/08/2004 10:38
