Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i sariaka91, milahatra araka ny daty
sariaka91
(
03/01/2006 20:15)
Sahirantsaina !!!
Miarahaba antsika rehetra tratry ny taombaovao 2006. Mirary soa sy fahasoavana ho an'ny mpi-serasera rehetra !
Misy zavatra manahirana ny saiko tao ho ao. Misy olona any Antananarivo any misandoka...
tohiny
novalian'i vale ny 07/01/2006 22:44
sariaka91
(
03/01/2006 20:06)
Manorisory
Misy zavatra manahirana ny saiko tao ho ao. Misy olona any Antananarivo any misandoka mitondra ny anarako, milaza fa izaho, tonga manao vacances, zanak'i Ranona mipetraka tao ananona, mahalala ny momb...
tohiny
novalian'i Veloo ny 13/01/2006 19:35
sariaka91
(
15/08/2005 22:51)
gasy mandalo dia mitaky hoe meo, meo meo
Nandray vahiny izahay afak'omaly. Olona mivady efa retirety izay, 15 taona no nifankahitanay farany. Nampiatranoinay ry zareo 1 alina fa aterina any roissy ny ampitso. Vao tafiditra ny trano ilay rama...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2005 21:17
sariaka91
(
04/01/2005 11:32)
Asie/Afrika
8-) 8-) 8-)
Mampalahelo tokoa ity loza mihatra any Azia ity. Tsy misy izay tsy ory mahita ny ranomason\'ireo izay niharandoza, very fianakaviana, fananana. Tsy manankaleha, tsisy ohanina. Eto Fr...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/01/2005 23:08
sariaka91
(
28/12/2004 14:22)
horohorontany any Asie
30 000 namoy ny ainy :evil: :evil: :evil:
Fahavoazana lehibe ho an\'ny kontinenta maro ity loza nitranga ity. Dia mba tonga saina aho ka manontany tena hoe tsy mba azo nosakanana, na nahena ve ...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/01/2005 23:40
sariaka91
(
06/09/2004 14:26)
ny fihevitrareo lhl...
Nisy lohahevitra nanaitra ahy teto mitondra ny lohateny ho "Io tokantrano io". Ka maha te hanontany ahy anareo lhl ny hevitrareo mikasika tena anjaran'ny vhv eo @ tokantrano. Natao ho mpiasa antrano s...
tohiny
novalian'i stephane197 ny 05/05/2005 08:56
sariaka91
(
13/07/2004 16:27)
toran'ny hehy sa tapa-tsinay...
Tantarao eto zavatra tena nahafaty ny hehy anao farany indrindra ary oviana....
tohiny
novalian'i olly ny 28/07/2004 14:49
sariaka91
(
10/07/2004 10:57)
tsy ilaina kapohina ny zaza
Amin'izao fotoanan'ny fandrosoana sy fivoarantsaina izao, mbola ekenareo ve ilay fitenenana hoe "ny zaza tiana no anarina sy faizina", sa ho ezahina ny tsy hikasihintanana ny zanaka fa torohevitra sy ...
tohiny
novalian'i sofina ny 03/03/2005 08:03
